ho avy ny menaka sy ny vary mora be
1. dofinois
(
26/03/2009 19:36)
efa tany antsirabe ny capsaty nangalatra menaka tany tiko fa tsy nahita dia izao indray hanafatra vary nefa tsy misy saosy fa hoe hamidy angaha ny air force one ,
répondu par fijo le 27/03/2009 22:55
4. dofinois
(
26/03/2009 20:04)
avy aiza izany vola izany e,sa le vola tao @ banky central sy tany tamatave nalain'ny capsat.
5. Andribe
(
26/03/2009 20:06)
aizaaa aiza ny sosy meo ny bandy kosa aloha kle =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. KALACK
(
26/03/2009 20:06)
Ra nalain hanasoavn vahoak maninnnn e, nga ho az fa mhampidirn vary ho an pokn r tsam e , aiza ary nareo zan l
8. dofinois
(
26/03/2009 20:13)
atao hoe lafo 50millions dollard le aire force one dia mahazo 3euros par tete na vary 3kg isan'olona ny gasy tsi2,dia avy eo ahoana
9. xxx
(
26/03/2009 20:15)
Ho betsaka izany zao ny 4X4 occasion hamidy mora satria tsy maintsy hamidy haingana aloha ireo mba hahafahana manome saosy ny akama. Ny force one ve zao raha amidy de atao ohatrinona sa hamidy masokarena sitrany ahay mba miverina ny vola? De refa lafo reo de aiza indray no hahita saosy?
11. Andribe
(
26/03/2009 20:42)
lasa jomaka daholo ndray zany ny gasy ry ra wiwi sy ry kalaky mianakavy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. xxx
(
26/03/2009 20:52)
Ka le olana nge zao de efa novakiana meloha doly ny magro sns de tsisy hakana vary sy menaka tsony. Ny 4X4 sy force one mbola tsy voavadika chifre sady tsy hay na hisy hahasahy hividy ambony na zara raha mahatafaverina masokarena.
14. Andribe
(
26/03/2009 20:54)
sao de mba 50.000 euros isan oul kosa =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ho an ny mpizara io fa tsy le zaraina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ho an ny mpizara io fa tsy le zaraina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. rajy
(
27/03/2009 16:10)
Manao fijerin'ina ary reto TGV reto lelikane?zany ve no hita fa mety amidy hividianana vary ! Vary hoanina firy taona? Tena marivo be .olona tsy nihoatra ny kilasy faha 3 no faly amzany leaza.mba kozy e!
18. rajy
(
27/03/2009 17:34)
Manao fijerin'ina ary reto TGV reto lelikane?zany ve no hita fa mety amidy hividianana vary ! Vary hoanina firy taona? Tena marivo be .olona tsy nihoatra ny kilasy faha 3 no faly amzany leaza.mba kozy e!
19. fijo
(
27/03/2009 22:55)
ka ita fa milingilingy fotsiny le tgv fa izoa nony tonge eo mivotirika ny maso.
