araka ny video sur net any dia ny capsat ihany no nitifitra
1. xxx
(
25/03/2009 21:01)
araka ny video mandeha sur net any dia ireto capsat ihany no nitifitra teny ambohitsorohitra ny 7 fevrier teo,tadidio ny tenin'ilay commandant teny antanimena.
répondu par fijo le 26/03/2009 23:05
2. xxx
(
25/03/2009 21:03)
nisy element avy ao @ capsat nanao renfort fiambenana an'i palais ary anisan'izany Rakotonandrasana Noel chef mutin ao @ capsat colonel.
4. xxx
(
25/03/2009 21:31)
possible io na dia nanao dementi aza ny capsat,efa fanatra trara moa ny laingarireo bandy ireo ,jereo fotsiny hoe tsy miditra @ resaka politika ny militera ary tsy miandany nefa jereo ny vokany toa ry lerony mihitsy no nanao cout d'etat
5. fijo
(
25/03/2009 21:34)
hoy le "cemgam" hoe"raha izaho ,dia tsy momba ny aty na ny aroa,fa aleo ry zareo hifandamina"kay vao naheno ny vaovao tao antanimena dia hoe "basy basy"
7. xxx
(
25/03/2009 21:59)
henoy tsara le teny antanimena iny eh,le cmgam iny zavatra akaman'i noel izy mitsamy mihitsy no niteny hoe tsy maintsy mialara8 raha tsy izany tsy milamina iza nefa vao maika tsy milamina nefa ra8 efa tsy eo
8. fijo
(
25/03/2009 22:09)
ka io tsy hilamin arah atsy miar amiresak any rehetra.ny rehetra tsy hoe i tgv sy ravalo,fa ny rehetra dia arema,tgv,tim cnr sivily mpandraharaha,miaramila sns.raha tsy misy izay tsy hisy raharaha vanona ao.tsy tia zafy aho milaza izany
9. sadeky
(
25/03/2009 22:36)
tena marina izany ry fijo ary izay no tokony ho atao saingy betsaka no matahotra an'i ra8 satria dia tsy maintsy mbola ra8 no ho lany @ fifidianana izay atao eo
10. fijo
(
25/03/2009 22:40)
rah aizoa aloh ano misy fifidianana dia ,mbola mahazo 60% i ravalo.io no tena tsy laitran'ny sasany
13. xxx
(
26/03/2009 09:28)
Hita fe reo capsat tainomby reo mintsy no tena fopla. Ary mbola azo karohina any @ haino amnjery ange iny resaka oe "misy capsat sasany nanao renfort ny palais" de ho hita eo ny laingany. Ary le mpiambina @ pasitera Lala iny ko ange ka mbola tazonindry zalahy capsat ao fa oe anisany nitifitra teny ambohitsorohitra, matoa zany ry zalahy mahalala oe nitifitra teny io olona io de mazava be sany fa teny koa ny capsat nitifitra de nifankahita teny. Sa aôna hoy nareo?
Fa aleo fa tsy maintsy ho hita eo fôna ny marina momba an'ireo capsat miseho milay reo e! Zà alo de tsy tia an'iny cemgam vao2 iny mintsy e! na mijery ny tavany aza de efa hita oe olona tena mpandainga velona reny mintsy.
Fa aleo fa tsy maintsy ho hita eo fôna ny marina momba an'ireo capsat miseho milay reo e! Zà alo de tsy tia an'iny cemgam vao2 iny mintsy e! na mijery ny tavany aza de efa hita oe olona tena mpandainga velona reny mintsy.
15. essera
(
26/03/2009 13:33)
xxx:
araka ny video mandeha sur net any dia ireto capsat ihany no nitifitra teny ambohitsorohitra ny 7 fevrier teo,tadidio ny tenin'ilay commandant teny antanimena.
Vao "xxx" aloha le pseudo d na ianao aza tsy mahatoky ny tenanao ko ahoana moa no hatokisanay izay lazainao. Am manaraka papa fa maika hody izahay sy Ifiona.
