Hanafika ny armée malagasy hoe ny armée afrikana ?

1. essera ( 25/03/2009 14:50)
Sao dia tsy mahalala ny lalana iraisam-pirenena ny olona niteny an'io eo amin'ny sujet eo ambany eo.

Na tsy nanao droit aza aho dia mba mahafantatra hoe tsy azon'ny firenena hafa atao ny miditra amin'ny aferan'ny firenena iray. Io ilay hoe souveraineté an'ilay firenena iray.

Raha misy ady an-trano kosa ao anefa, dia manao fampandrian-tany no ataony sy fanelanelanana no ataony.

Ao ve zama ?

Tokony mba ilay faharoa io no notenenin'ilay mpampihorohoro forum
répondu par fijo le 25/03/2009 22:31
2. andrywui ( 25/03/2009 14:54)
Essera a! aiza letsy no ahafantarany anzany fa ny handika lalàna ho eo Ambohijatovo sy hiantsy ny miaramila sy ny capsat iany no fantany a! de ny handroba ! io izao sisa dingana andrasana amin'ny TIM de vita fa feno tanteraka ny maha-TIM azy
3. essera ( 25/03/2009 15:07)
Marina les zan andrywui. Tsy nampoiziko fa hay misy marina ny alika dia mifono hodi-janak'ondry.

Mody hoe : Tsotra be aho angééééé. Sady malemy paikaaaaaaaa b.

Fa kobay gaigy be no ao an-damosin'ny Dada sady efa toetrany mihitsy io rancunier be io. Na miresaka aza ange dia efa ataony be maika moa fa rehefa tsy eo imason'ny vahoaka.
4. yuka ( 25/03/2009 15:13)
fa i essera sy andrywui ary TGV ihany no marina sy manao ny mety?

mandika lalana ahoana ra wui oui a!
sao ny pitarika anareo no napianatra ny tsy fanajana ny lalampanorenana!
5. essera ( 25/03/2009 15:19)
Nareo ange tena tsy lavina ry Yuka fa tena manara-dalàna e. Ary tena tiako mihitsy. Fa dadanareo mihitsy no tena manao sinéma mapanaiky atsika hoe manara-dalàna nefa razoky no tena farak'izay tompon'ny TENA TSY FANARAHAN-DALANA TETO AM TANANA.

Tsy hamerina an'lé liste an'lé tsy nety rehetra intsony aho ry Yuka fa raha mila an'ilay izy ianao dia anoraty manokana aho hoe :
Inona mihitsy ry Essera ilay tena fôpla be nataon'i Dadanay ka nandravan'ilay atao aloha izao hoe Jiolahim-boto izany raha izay no mety amin'i Yuka.

Bizorka minorka minorka be Yuka a
6. zandikely ( 25/03/2009 16:13)
Fanafihana an'i Madagascar hoe?
Resaka fa tsy mahasahy an'izany ireo.
Sady misy fepetra be zany vao azo atao, ny zavamisy any Madagascar amin'izao mbola tsy azo hanaovana izany.
Raha misy zany dia hanao volontaire mihitsy aho hanampy ny tafika Malagasy, hiaro ny tanindrazako.
7. badboy ( 25/03/2009 17:40)
Tsy mahay an'izany droit izany a fa zigzag no haiko ary ity no mba voavakiko tao ilay gazety : "La SADC ne reconnaît pas Rajoelina comme président et envisage de prendre des sanctions, militaires s'il le faut, contre Madagascar."
8. pimaso ( 25/03/2009 17:46)
EXTERMINEZ LES SADC
C EST UN ORDRE
9. fijo ( 25/03/2009 22:31)
fa ry tgv ve no azo lazian afa mampihatra ny lala sy manaja ny safidim bahoaka?????sao dia diso fandraisana ary ianareo izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1457