Andao e!
1. xxx
(
25/03/2009 13:39)
Andao hifamono indray e! samy manana basy amin'izay mantsy izao ka ho betsabetsaka ny ho faty amin'ity. Dia avy eo hifanilika hoe i ranona no diso, dia mody antsointsika indray ireto milaza ny tenany ho mpivavaka mba hampandry ny tany. Dia ho lazaintsika indray hoe izahay no tena "vahoaka". Dia avy eo indray hoe mandainga ny radio sy ny TV atsy, dia avy eo indray hoe.. ,...dia avy eo....
Maty aho gasikarako!
Maty aho gasikarako!
répondu par fijo le 25/03/2009 22:27
2. Andribe
(
25/03/2009 13:47)
tairo eo e tairo eo fa zahay mpitazana zahay anie mpanao gazety ee milaza ze asaina tenenin izay manome vola betsaka =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. gasmlay
(
25/03/2009 13:52)
ka zay mitsy anie le izy ry andribe!! tsy hanaiky hono ry sefo, de alafa miady ny vahoaka de refa be ny maty de :miam: :@ ary ny spageti! :-D
4. andrywui
(
25/03/2009 13:58)
Ary maninnn raha tonga de nareo samy nareo ao ihany de tifirinareo ny Tim sasany de mody lazaina hoe TGV reo de azo ny Fitondrana e! fika iray koa izay ! angah mo misy ahalalana oe Tim itsy na Tgv zaroa !
5. Andribe
(
25/03/2009 14:07)
o ra wiwi a mety hety koa zay hevitra zay an amizay afaka amidy tsara ny gazety de be mpi kliker ny iternet serasera.org an =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. KALACK
(
25/03/2009 14:22)
az manao izan toetr rats zan hianareo ar aza mampirisk ol hanao izan akor fa ts mahaso anareo zan , fa hon oa lerets , ar lasa aiz le oe " tezeve " iry e? sa voapalan 'n didy jadona tato ve ?
7. karavasy
(
25/03/2009 14:39)
Io hevitra io no nanaovan'ny miaramila ny tarika TGV dia nialany ny fiambenana ny lapa avy eo. Fika efa niasa io hoy ny CAPSAT.
8. fijo
(
25/03/2009 22:27)
tena loza fa esory sy sarao ny finoan asy ny tafika tsy hiray aminn'y fitondrana