hoy Ny Hasina Andriamanjato (loza zany !!)

1. Noue ( 24/03/2009 21:42)

Rien n’a été encore décidé sur le sort des ambassadeurs de Madagascar à l’étranger » selon Ny Hasina Andriamanjato. Tout dépend du comportement de chaque ambassadeur selon lui. «

« Si les ambassadeurs passent aussi leur temps à dénigrer le régime Andry Rajoelina, ils seront remplacés », ajoute également le ministre des affaires étrangères.

Ce dernier précise qu’en tant qu’homme d’Etat, tout ambassadeur qui n’approuve pas le régime de transition actuel à Madagascar devrait remettre sa démission.


ahoana zany ry zareo ee ???
répondu par xxx le 25/03/2009 11:10
2. xxx ( 24/03/2009 21:50)
amiko indray tsy hitako ny olana na dia ampodiana daholo aza fa toa tsy misy zavatra mba vitan'izy ireny afa-tsy ny mihinana ny volam-panjakana miaraka amin'ny fianakaviany fotsiny...nefa sady manambany ny mpiray tanindrazana aminy ihany
3. pitchou ( 24/03/2009 21:52)
marina kosa aloha izany e! sarotra ny hitazomana ao anaty fitondrana iray olona manohitra an'io fitondrana io!
ohatra ireo ministra nametra-pialana t@ governemanta teo, miala izy satria nanohitra sy tsy niombon-kevitra t@ ilay fitondrana
4. tovolahy007 ( 24/03/2009 21:54)
Ho hita eo izay tena mpamadika palitao zany fa ra za mitsy no Ambadaoro de aleoko miala fa ho afabaraka eo. Ar ahoana toko mo ra samy indreny fa niala daolo ny Ambasadaoron'ny Mada any ivelany? Tena tonga de niraka niala mitsy io a. De inona no ho ataon'ny TRAIN?? Andefa olona vaovao hisolo ny teo tsy ho eken'ilay firenena akory. hahahaha.
Izany ny antony tsy mbola anolony an'ireo satria FANTANY FA RA HANENDRY VAOVAO EO DE TSY HO EKEN'ILAY FIRENENA AKORY IZAY HO AVY EO.
5. fijo ( 24/03/2009 22:18)
marina tokoa,fa aleo mial atoa izay misolotena fitondran atsy tohavina.toa io ataon'ny aty marseille io.saingy ny antsika moa seza ihany ka dia ny palitao no hovahovana eo e
6. pitchou ( 24/03/2009 23:16)
angaha moa raha hoe tsy ovana ilay ambasadaoro d midika izany fa eken'ilay firenena? ra8 aza nahasahy nandroaka ambasadaoro! gravy koa aloha ny nahazo an'i papy marsely t@ iny e
7. fijo ( 25/03/2009 00:20)
ka le ambasadera mihintsy no tokony hisaina.rah agovernementa tsy ankatoaviko ve de,za no hisolo tena azy.
8. klitika ( 25/03/2009 02:45)
NY an'ireo ny karamany avo be sy ny mpiasa-trano ary ny fianakaviana tonga manao saofera sy mpamafa trano ary mpanao lakozy any an-dafy ao amin'ny ambasady ny sy rezidansa no maha-maika azy koa

Fijo ve nahita ambasadera iray nitsangana dia niaro ny firenena Malagasy tamin'ireny korontana ireny?
9. xxx ( 25/03/2009 11:10)
tovolahy007:

Ho hita eo izay tena mpamadika palitao zany fa ra za mitsy no Ambadaoro de aleoko miala fa ho afabaraka eo. Ar ahoana toko mo ra samy indreny fa niala daolo ny Ambasadaoron'ny Mada any ivelany? Tena tonga de niraka niala mitsy io a. De inona no ho ataon'ny TRAIN?? Andefa olona vaovao hisolo ny teo tsy ho eken'ilay firenena akory. hahahaha.
Izany ny antony tsy mbola anolony an'ireo satria FANTANY FA RA HANENDRY VAOVAO EO DE TSY HO EKEN'ILAY FIRENENA AKORY IZAY HO AVY EO.


Izy mihintsy , mody mandrahona ny ambasadaoro eo , nefa raha ampodiana ireo matahotra ihany fo mety tsy hanaiky ny firenena hafa satria ambasadaoro avy @ fanjakana azo t@ coup d'Etat

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.164