CAPSAT MAFY BE ...... TSAKITSAKY ZATO ARIVO

1. xxx ( 23/03/2009 18:11)
Hatomboka amin'ilay mafàna fo be mivazavaza tsy misy fiafarany ato io , efa hoe fahandriampahalemana no tanjon'ny capsat koa ady saritaka no hafafin'ity eto
Dia eto koa ilay solabe mpanao rugbi iny hiditra capsat

CAPSAT arivo lahy proffesionaly sy be basy miampy be sandry be sy mitondra karavasy ary miampy rojo vy no ho avy eny fa tandremo , hitondra ny atao hoe la paix , izay tsy manaiky la paix dia ho samborina velona

dernière avertissement

CAPSAT MATANJAKA BE
répondu par taralila09 le 24/03/2009 07:28
2. xxx ( 23/03/2009 18:17)
i solonj mpanjaitra kilaoty vy no hanombohana azy faharoa , ilay kalavavikelinao
asaivo manao kilaoty vy double face
3. xxx ( 23/03/2009 18:21)
:D :) :( :? 8O :o 8) :lol: :x :cry: :oops: :P :twisted: :roll: :wink: :?: :!: :arrow: :} :°) 8-) :-P ;-) ^^ :* :evil: :^) :{ :-D :/ ;-) :-P 8-) :°) :wink: :x :? :( :) :lol: :} :-D :-D :-D :{ ^^

tsaky yyyyyyyyyyyyy !!!! la paix amin'izay

Izao izany no tadiavin'ity lohan'ady ity
4. xxx ( 23/03/2009 18:25)
Ireo ambony ireo no capsat hitondra ny la paix dia tsy misy hihaino intsony ilay mpanentana ady be io :*

bonne soirée e !
5. Andribe ( 23/03/2009 18:36)
kay ke tena hard be lery zany sady miaraka @ rojo vy beee =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. pikatti ( 23/03/2009 18:40)
o leity ry andywui a, soloy cuir menamena hono ny kilaotin'elah ozy salopard :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 23/03/2009 19:31)
Cher Monsieur,
J'ai bien lu votre demonstration sur ce que représente la France, on le sait sinon ce n'est pas la France.

Il faut voir les choses en trois directions: l'histoire, le présent, et l'avenir, Certes de l'histoire de Mada la France est totalement roi (colonisation, néocolonisation, Françafrique, combine franc-maçonnique diverses...) mais le présent a échappé à la France et je ne dis pas de l'avenir avec Ravalomanana.

Pour maintenir un niveau de puissance industrielle mondiale dont vous avez cité, il faut de la ressource et de la matière première venant des pays comme nous alors qu'aujourd'hui la France serait obligé de passer par les sociétés anglophones et donc payer plus cher, et tout ça avec la crise actuelle, emploi, délocalisation, c'est la cata pour la France. Donc du coup, il faut à tout prix récupérer Madagascar, d'où soutien à Andry etc....etc...

Sur les contrats miniers, on ne voit pas vraiment les sociétés françaises sauf Total qui a essayé de voir sur le pétrole et encore sous traitant seulement dans le projet (petite sympathie de Ravalomanana).

Sur le terrain agricole, gros problème entre Vincent Bolloré et le groupe Daewoo, l'octroi de 1,3 mio Ha et les surfaces livrées aux indiens font du mal pour la production de maïs et des graines..., du coup encore une fois La France perd du terrain à mada.

Qu'est-ce qui reste dites-vous ? les pizzeria, les hotels et restaurants et encore là aussi grosse déception avec les projets hoteliers d'envergure que Ravalomanana allait mettre en place dans le nord ouest, le sud ouest et le grand sud.

Sur le plan énergétique, c'est à peine si les sociétés françaises arrivent à y mettre les pieds, tous les contrats sont confiés à des chinois, canadiens, Jirama a échappé à EDF, le peu qui a été confié à la France via Hydelec (barrage hydroéléctrique de Manandona à Antsirabe) a été boudé par Ravalomanana lors de son inauguration.

Il y a aussi de la géopolitique en la matière, regardez la carte des influences en océan indien sans parler de l'afrique australe, la france n'est pas bien représentée, n'est-ce pas ?

Alors, je ne crois pas que la France n'a pas d'intérêt à faire partir Ravalomanana, peut-être que l'intérêt économique n'est pas faramineux, mais il y a le côté prestige, orgueil, francophonie vs anglophonie, catholique vs protestantisme, boeing vs air bus, etc ... etc...

Cher Monsieur, nous nous expliquons, on s'apporte nos éclairages mutuellement mais la France à tout intérêt à re-conquérir le terrain ne serait-ce que pour le prestige, la francophonie de mada qui vole en éclat à cause de l'idée fixe de l'autre.

Mais je reviendrai sur un autre sujet plus intéressant où peut-être nous discuterons encore plus, ce sera les différences de concept: anglosaxons et latins type français, c'est très intéressant je vous dis, j'ai travaillé en France à l'époque et avec des partenaires anglais mais big différence, big de chez big je vous dis... à plus tard bonne soirée.
8. taralila09 ( 24/03/2009 07:28)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4828