Jiolahimboto TGV

1. sohitika2008 ( 23/03/2009 17:21)
Mba fanabeazana tahaka ny inona loatra re no nitaizana an'ireny jiolahimboto tsy misaina ireny e?
Mandrava ery, mangalatra etsy, mandoro eroa!

Ireo mba olon-kendry koa dia tsy miteny tsy mihetsika fa mangina volamena fotsiny de avelany hitrifana iretsy gegy! Sa efa ireny no atao hoe tapa-kofehy?

Ny filohan'ny repoblika anefa ve no tokony hanabe ny vahoaka? Ka raha ohatra indray ka ilay filoha koa aza jiolahimboto de ahoana?
répondu par bazylou le 03/04/2009 22:17
2. ikaretsaka ( 24/03/2009 02:52)
Betsaka ihany ny Jiomahimboto mitondra firenena izao anefa an... ry castro,ry khadafi, ry mugabe. Ry amadinejad, ry chavez....ireo gidro antitra (t)ao afrika (t)ao. Ry bush koa hono jiolahimboto... fa hain'ilay vahoaka entin'izy ireny ny mifampizaka aminy ..betsaka no tsy nankasitraka azy ireny fa bof... teo aloha izy mandra pa.... tonga ny androny
Fa tsy haiko hoe isika gasy no maninona... mandra pahatonga ny androntsika.
3. alina ( 24/03/2009 15:52)
Quelle bassesse d'esprit!Tsy fitiavana tsotr'izao fotsiny ve sa fahambanian-tsaina?A te lire j'ai constaté que c'est toi qui a besoin d'une bonne éducation.T'es mal élevé(e) mon ami(e),fais une introspection.
A te lire. ^^ ^^ ^^
4. Hinagasy ( 25/03/2009 04:22)
Fa maninona kosa ary izy no ataon'i alina hoe ambany saina. Izay no fahitany ilay olona, samy manana ny avis-any io!
Izaho koa aloha mahita fa ny actes nataon'ilay olona io dia be dia be actes jiolahimboto e! tsy hoe tsy fitiavana tsotra ny ahy na omba ilay raikalahy efa niala aho, tsia dia tsia, fa ny zavatra nataon'ilay olona hiadiana hevitra io dia tena :evil:
Fa manana droit ianao ho tia azy fa tsy olana ange!
5. bazylou ( 03/04/2009 22:17)
ka tsy maintys hoe izany anie no atao rehefa tsy hita izay hanoherna azy e!! io ilay ady tim e!!lool
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.497