Az atao ze ahapotik indray n Firenena fa mahantr ny vahoaka

1. andrywui ( 23/03/2009 15:17)
Mba aoka izay ranga ity manangana de manazera lava ity fa lasa kilalao anie le fiainam-pirenena e !! mijaly ny vahoaka !! aleo izy hiasa , marina e !! efa mba nahavita fito taona ny TIM zero ny resultat ka mba aleo ndray hohita ze manaraka sao mba hitondra fiakarana avo tsy ampoizina eo !!!
répondu par ravol le 24/03/2009 18:57
2. Oay ( 23/03/2009 15:23)
Marina ny an'elah aleo aloha ry zareo mba hanao d mipetraka eo @ mpanohitra ny TIM d refa tsy mahavoa ireo d tsy maintsy horesy.
3. diamondra27 ( 23/03/2009 15:30)
de inona anefa ny hevin'ny mpanohitra am zao e?
Iza ndray hono no hasolo an'i tgv, ny air force aza efa tsy mikisaka tsony , ny metro miadana loatra nefa ny tgv tsy tian'ny vahoaka

de lazaina koa fa ny frantsay miaro ny olondratsy nefa na ratsy na tsara refa tera-tany mizaka zo frantsay io de tsy maintsy arovana na évacuer-na foana

lalàna izany raha tsy hoe vao soloana eny amin'ny assemblé national ndray ngaha.
De ze olona 1 vao no manao ny ataony de ny olona retra mizaka ny zompirena 2 samy hafa no tsy tiana fa we reo frantsay reo ...

tena tsyhaiko mihintsy le hevin'ny sasany a!

4. xxx ( 23/03/2009 15:41)
mahatatesa lésy a! nanao ialahisany tsy nahalala fijaliham-bahoaka,koa zao ialahisany vao hoe aleo ny vahoaka hiasa, mahantra ny firenena,ialahisany zao no tena nampahantra tanteraka ny firenena, nenay tsy maintsy mitohy ny tolona fa tsy manaiky io jiolaham-boto io, ary hanara-maso tsara fa olona tsy mahita vola ho entina manarina ny firenena ka tsy maintsy hangalatra sy hivarotra tanindrazana zao no ketrehany ati-dohany!
5. pikatti ( 23/03/2009 16:32)
teo elah mihorakoraka ny hoe andao @ baramine ,famaky coupecoupe sy karazany reny ve ,zay le hoe assume ny taim-bava fa aza be lesona ,fantatr'elah tsara fa tsy hanaiky an-io ny vahoaka,mbola ho avy @lah ny tsy mety fa ny atao no miverina nefa raha notsapaina ny hevim-bahoaka ,(ny nataon-ny le R8 aloha niverina aminy iny,fa ny an-TGV ndray koa hiverina , fa miomana ) dia mety tsy ho hisy ty valy faty lava ty :-@ :-@ :-@ :-@
6. Mirananirina ( 23/03/2009 16:35)
Avelao ho hisy ny fifidianana dia miasa izy,manaiky izahay.Fa raha nangalarina toa io tsy lasa
7. andrywui ( 23/03/2009 16:58)
Alao letsy Pikatti fa aza rangitina ny olona a !! tadidionlah anie fa olona amanhetsiny , amanapitrisany anie no mijery sy manaraka na de tsy miditra ato aza e ! ka sao letsy de hitarika olona ho goaka v eny am13mei ho fatifaty foana tifirin'ny capsat otranle teny Ambohitsorohitra eo ny olona fa aza entaninlah amzany !! fa de ialah anie no responsable aminzany ry lety e !!!
8. andrywui ( 23/03/2009 16:59)
Alao letsy Pikatti fa aza rangitina ny olona a !! tadidionlah anie fa olona amanhetsiny , amanapitrisany anie no mijery sy manaraka ity Forum ty hoa na de tsy miditra ato aza e ! ka sao letsy de hitarika olona ho goaka v eny am13mei ho fatifaty foana tifirin'ny capsat otranle teny Ambohitsorohitra eo ny olona fa aza entaninlah amzany !! fa de ialah anie no responsable aminzany ry lety e !!!
9. xxx ( 23/03/2009 17:24)
HERINANDRO NY FITONDRAN LA DIA RAVA E
CAPSAT N LA TSY MAKAIZA
NY RAINLA HO VONOINAY
SADC UE UA USA
MALAGASY 20.000.000 NO HAMONO AN LA
AU POTEAU ENY AMBOHITSIROHITRA LISANY MIANAKAVY
10. papala ( 24/03/2009 06:57)
MBOLA AIZA KOA NY HANJO AN'IREO?
-Efa tonga i PIERR E be ny KUNGFU, hanampy anay
-IREO MIARAMILA TSY AZON'NY LE andry tgv notambazana vola, EFA VONONA AVOKOA. EFA MIANDRY TOP fotsiny sisa.
-NY VAHOAKA MARINA sy MISAINA, NAHITA NY DÉVELOPPEMENT NISY TETO MADAGASCAR Atrizay nitondran-dra8 zay, efa MIPOITRA AVOKOA.
KA HO HITA EO FA ,zay nataonao aman'olona de hivaly aminao, ary henjana kokoa no hahazo an'io Teraky Galliéni Vaovao io.
sady nitono-tena oh ny alika nde ho eny antsena hoe izy hono no ho prézidá nefa tsy nisy nifidy azy akory teo.
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
11. taralila09 ( 24/03/2009 07:46)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.
12. xxx ( 24/03/2009 07:47)
Indrisy ry tapa-tsôsisy !Dé ho ady toy izao foana no mitranga ao M/car ,mba hovay indray ny filamatra ry zareo ôôôô !! :oops: :oops:
13. ravol ( 24/03/2009 18:57)
Ry Mpiray tanindrazana !
Efa levona ny 70% ny maha Malagasy antsika, singan-dandy sisa no mitazona azy @ izao fotoana izao dia ho rava sy ho lasa tantara sisa, koa miangavy re ry Malagasy aoka re, na inona na inona hevitra tohanantsika, na iza na iza olona harahantsika, aoka re! Aza mijery ny androany ihany fa ireto kilonga maro be miandrandra sy manantena antsika lehibe ireto atao ho aiza ? Sao dia fitiavan-tena diso tafahoatra ? Mba jereo ireo mpiray tanindrazana aminao fa aza dia variana loatra ny hoe manana ny marina aho na manara-dalàna aho ? efa olona firy zao no efa tsy mahita izay harapaka tao anatin'izay telo volana izay, dia mbola hampiana firy indray ao anatin'ny ... volana sa ... taona ? Sao dia ho lasa lavitra lahy ka ahitàna angano e!
Aza vinaniana ny hevitry ireo olona manerana ny Madagasikara tsy miteny ireo @ izao zava-mitranga izao, fa nohon'ny tsy fahampiana eo aminy no tsy hitenenany, fa mba manam-panirina ihany koa ireo olona ireo fa tsy isika eny @ renivohim-paritany sy ny any ivelany ihany no manana izany.
Koa manainga antsika rehetra e! Aoka re! Vahaolana jerena fa izao no zava-misy izao, fotoana izao ilàn'ny Madagasikara ny olona ao aminy mba hanarina azy fa tsy handevona azy sy hanorotoro azy.
Ho antsika Kristianina! Mivavaha isika @ Jesoa kristy ho an'i Madagasikara, fa hery lehibe ho antsika rehetra izany manoloana izao savorovoro izao.
Mirary soa ho antsika Malagasy tsy ankanavaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0852