i Coutiti Angaha gadra politika??
1. njara2007
(
23/03/2009 14:59)
Azo hinoana 100/100am'zay fa ho raikitra ny rombo eto DAGO. Horaikitra ny gidragidra satria tafavoaka ireo izay azo lazaina fananao "Crime Contre l'humanité teto Madagasikara". Ho feno olona tsy ho ela Ambohijatovo...
répondu par pitchou le 24/03/2009 08:44
2. Oay
(
23/03/2009 15:21)
njara2007:
Azo hinoana 100/100am'zay fa ho raikitra ny rombo eto DAGO. Horaikitra ny gidragidra satria tafavoaka ireo izay azo lazaina fananao "Crime Contre l'humanité teto Madagasikara". Ho feno olona tsy ho ela Ambohijatovo...
D iza no mpitarika??? fa ny biby tsy manandoha tsy mandeha ary ireo niaraka t@ Marc Ravalomanana t@ 2002 d na efa namadika palitao na efa lasa nisotro ronono ny sasany moa tsy afamihetsika satria matavy loatra satria diso nisesika dobera sy aorta!
I Coutiti d tsy gadra poiltika fa gadra polifika satria izy no mpanatanteraka ny izay voadinika teny ambony latabatra!
3. hery
(
23/03/2009 15:25)
Aza matahotra i Oay fa misy mitarika foana ireo :-)
Ary izay indrindra no tena heriny. Tsy mpanao politika na maire afaka ny mpitarika fa olombaovao handrodana ny fanjakana nangalarina.
Ary izay indrindra no tena heriny. Tsy mpanao politika na maire afaka ny mpitarika fa olombaovao handrodana ny fanjakana nangalarina.
4. xxx
(
23/03/2009 15:38)
Efa nivadika taminy ny ekipan'ny ra8 mbola hivadika satria ho fantatra hatramin'ny fiarakodia no-declaren'i ra8 hoe very nefa nalefa ho an'ny fianakaviana misy porofo io ary eny ambohijatovo eny no ho avy ny capsat hitondra ilay horonataratasy misy izany
5. andrywui
(
23/03/2009 15:40)
Iza moa no ho olm-baovao Tim ao zao fa tsy ry Hajanirina , Yvan Randriasandratriniony , ry Rajemison Rakotomaharo !! nefa koa vao mipoitra eo reny zao de tonga de pan!! pan !! daitra koa !! de iza ary no havoakanareo mba hitarika izany fanonganana zany ony ??? iSarah ve ?? sa i Josoa ?? ny olona koa aza efa tofoka ny nataonle ALMA(asa lalana malagasy ) ??? de iza ary ??? .......... tsa misy !
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
6. Oay
(
23/03/2009 15:47)
hery:
Aza matahotra i Oay fa misy mitarika foana ireo :-)
Ary izay indrindra no tena heriny. Tsy mpanao politika na maire afaka ny mpitarika fa olombaovao handrodana ny fanjakana nangalarina.
Hery i Oay tsy matahotra ka, milaza ny zava-misy androany fotsiny izy d ny hitany androany aloha d tsy eo ilay tokony hitarika.
Fa za koa aloha d mino fa ny atao no miverina é! ary moramora ny hangalarana izay nangalarina satria ny azo @ makarakara d mivoaka @ kiloadoaka ozy ilay fitenenana izay, d jereo anie é:
T@ 2002 enimbola vao vita ny fangalarampanjakana;
D 2009 roa volana d vita ny fangalarampanjakana;
D hiteny indray Hery hoe tsy mitovy d efa novaliako hoe "Mitovy fa tsy sahala" d mbola averiko foana fa ny lalana repoblikana d milaza fa rehefa mbola tsy misy mahazo ny 50,01% ny candidat d atao ny fihodinana faharoa d rehefa tsy manao fihodinana faharoa fa midina andalambe maka fitondrana d naman'ny mpangalatra fanjakana izay! D mbola hamafisiko indray fa fampitahana ny ana fa tsy midika akory izany fa momba an'i Ratsiraka za, Ratsiraka koa d nangalatra fanjakana satria nividy olona t@ andron'ny directoire militaire rehefa nifidy ry zareo tao d tsy nitovy fona ny valimpifidianana teo @ Soja sy Ratsiraka d nisy zandary nivadika d lasan'i Ratsiraka ny toerana d mpangalatra ihany koa izany izy ka tsy afaka ny hiomba anazy za!
7. pikatti
(
23/03/2009 15:48)
tsy ilaina leity zany listra gestpo zany a, dia tadiavin'élah avoaka eto ve ny anaranireo miaramila manamboninahitra miohomana ny hanome lesona an'io fitondrana nangalarina io ,mba misaina leity a
8. xxx
(
23/03/2009 15:56)
ra8 ef resy tsy mahay mampiseho afa-tsy sarina-gidro mitovy aminy mihintsy io indray ngà no hivavahana ????? mbà manàna sain'olombelona fa tsy hikaroka izao sary -na biby izao no atao raharaha
ianao io mihintsy ilay olona metisy biby matoa tia sary toa io berkkkkk
ianao io mihintsy ilay olona metisy biby matoa tia sary toa io berkkkkk
9. pitchou
(
23/03/2009 21:09)
fa angaha gadra politika tokoa i Coutiti aloha e? tsy notsaraina angaha ilay iny? ndrao d famerezana dia ny gasy aza ity hetsika fanoharana ity mba tsy hahitana ny zava-doza mihantona eo ambony lohantsika rehetra? tokony hitambatra ny hery aloha hoe avereno any anaty lakavy vy i Coutiti fa tsy lasa! tsy menatra ny hamono olona!
10. xxx
(
23/03/2009 21:19)
Coutity ,fa inona ko 'ty ty .Tsy fantatray ny momba ny aminy fa mba asio gros plan kely hoe ho an'izay mahalala.
11. taralila09
(
24/03/2009 07:48)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.

12. pitchou
(
24/03/2009 08:44)
taralilalilawa! aza d mafy fanilika otran'io ndrao tsy tia a tsy tia nefa ho lasa vazaha taratasy ihany an!