tena mba miangavy ny mpandrindra
1. Noue
(
23/03/2009 14:04)
tena mba miangavy ny mpandrindra re mba afaka manara-maso akaiky ity sehatry politika ity ve ianareo fa tena tsy lasa mahintsiny ny zavatra ataon'ny ireo mpigafy ee!
misaotra tompoko
misaotra tompoko
répondu par taralila09 le 24/03/2009 07:51
4. penguin
(
23/03/2009 14:12)
Efa maro no nesorina tsy ho namana saingy asa fa be ireo mpiteny ratsy no avela hanaram-po.
5. mpaoly
(
23/03/2009 14:15)
mbo aoka ré ho saina madio, na dé tezitra aza ohatra é. atao aona, fa ny faharesena na fandresena, anjaran'ny ts11. mbola ho resy ny mpandresy. na ovina zany na ovina. lalanan'ny natiora zany.
ko aoka mba tsy hisy hiteny ratsy é.
ny hiran'i raboussa oé, mpandresy ambonin'ny mpandresy, tsy ho tateraka n'ovina n'ovina.

7. andrywui
(
23/03/2009 14:20)
mpaoly !! marina izany !! ny vava sy ny saina ary ny hevitra no mba ampiadio eto ry zalah fa le loham-boto be hiangaviana anareo hajannn a !!!
8. pikatti
(
23/03/2009 16:01)
ajanony ny teny ratsy ,ny copie coller,ary andrywui ty mody masina be eto nefa nedala daholo no panao anireo ,na maty ps aza lery tsy raharainy iny fa manao vaovao ndray nedala ,dia @ ty andrywui ty no manao masina =D> =D> =D>
9. ndenn
(
23/03/2009 21:23)
Ary ianareo angaha tsy mbola niditra tao @ blog n 'ny jiolahimboto tatsy ambadika tatsy ?
10. taralila09
(
24/03/2009 07:51)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.

NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.