Manao ny asa masina hanoherana ny tsy rariny izahay capsat
1. xxx
(
23/03/2009 13:51)
MISY NY ADY MASINA ? LAINGA MASINA ? IZAO DIA VAVA-BASY MASINA
répondu par niny le 24/03/2009 16:37
3. andrywui
(
23/03/2009 14:17)
Misy ny ady Fahamarinana sy Fahamasinana mamono olona , Lainga Fahmrinn sy Fahmsnn , De tifitra vava-basy Fahamrnn sy Fahmsnn !!!
4. xxx
(
23/03/2009 14:22)
vavan'alika nisy sira dia natelin'i peng efa hoe na resy aza aza mifanompa :-o :^)
5. penguin
(
23/03/2009 14:23)
Tsy avela hiasa izany io saritsarim-pitondran'ny TGVendrana io. Miamitombo ny tsy mankatoa ny terivaimanta ka aza taitra fa "INY LALANA INY" io.
6. xxx
(
23/03/2009 14:31)
voatery vaimanta tsy hiala @ antokon'olombelona angaha i peng ka tafiditra @ "iny lalana iny" sarotra ny mivoaka ao raha mitovy koa ny lalana resahina
7. taralila09
(
24/03/2009 07:58)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.

NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.

8. niny
(
24/03/2009 16:37)
Ady masina maman'ialahy§tsy mila mpadovan'iGallieni izahay!Mitsangana ry tanora e!