Marefo ihany satria ny Miaramila eo ihany no mihodina
1. penguin
(
23/03/2009 06:33)
Aza mihevitra fa misy Miaramila avy an-danitra tonga fa ny avy niambina ny teo aloha nifanesy ihany no mihodina ary mampiasa ny hoe tsy mitaingina soavaly maty. Mety ho hery tokoa amin'ny voalohany fa ho loza aoriana kely. Tsy ahatanteraka ny filan'ny Miaramila nahoviana ny TGVendrana sa ny Tafika no hampandrosoana ity Madagasikara ity satria izireo no mamboly sy manodina ny vokatra ary mivarotra ? Ka ampiasaina ho herimpamoretana koa vé rehefa azo ilay lazaina hoe fandresena ? Tsy azo ataon'ny sasany koa izany vé ny handrehitra fiokoana izay handrava ity tantara ity amin'ny fotoana fohy. Hahahaha
répondu par molota le 28/03/2009 16:50
2. Noue
(
23/03/2009 06:44)
dia mba jereo kely anie ny zavatra nataon'capsat eee !!
Les Capsat ont vidé totalement TIKO Andranomanelatra hier soir et ont pillé cette usine.
Les Capsat ont vidé totalement TIKO Andranomanelatra hier soir et ont pillé cette usine.
3. rahiratra
(
23/03/2009 06:47)
Tsy ampy ny azony tany @ TGV ary mbola ho avy tokoa ny hitodiany any aminy ary tsy ho ela. Izay azo angalarina sy robaina aloha atao majifa fa ny karama sy ny sisa tombony araka ny tenin'ny TGV ho hita eo raha manam-bolabe atao izany ny fanjakana.
4. tsiafoi1
(
23/03/2009 06:56)
Rehefa manao amboletra La France, de ireny nataon'ny Filoha Ravalomanana ireny no tonga @'ny tononkiran'i Samoela hoe PASY TOLAKA BE MANAROTAKA...
Vita ny 1er round, miditra 2nd round indray ny tantara. Io tantara mitohy fa tsy mbola vita hatreo akory
Vita ny 1er round, miditra 2nd round indray ny tantara. Io tantara mitohy fa tsy mbola vita hatreo akory
5. rahiratra
(
23/03/2009 07:00)
Tena mitohy io ary mampiomehy fa fa mamporisika ny hisambotra izay mitarika fitokonana indray ny mpilaza ny fitadiavana fahafahana sy demokrasia.
6. rasobakobako
(
23/03/2009 08:02)
ninoninona planina apetrak'itsika olombelona dé izao ihany, amiko dia lalana tsy maintsy diavina izao, nanao tsy nety Ra-8, nefa nilaza fa nivavaka izy, dia nofaizin'Andriamanitra izy. Fa efa nifona izy, efa nibebaka izy, efa niverina tamin'i Jesoa Kristy (izay manatona Azy tsy ho laviny mihitsy) izy, fa isika olombelona afa milaza izay tiantsika hoe "tara loatra e!" sns ... fa madio izy eo anatrehan'Andriamanitra. Tsy maintsy tefena izy, tsy maintsy esorina izay tsiparifary rehetra teo amin'ny fanjakana (mpamadika palitao, miaramila ratsy, sns...) fa hiara hahita eto isika, MBOLA HAVERIN'ANDRIAMANITRA EO RA-8, raha toa ka JESOA KRISTY marina no ekeny hitondra ity Madagasikara ity. Izaho mbola mino, efa miasa Andriamanitra e!
7. ravatorano
(
23/03/2009 08:19)
HItako tokoa reefa mampitovy ireo sary nalaiko taloha aho dia tsapako fa misy amin'ireo ZP niambina an dRavalo mimbina an 'i Andrinyrina amizao
TEna atokisana ve ireny rasill reny nefa sa izay ilay hoe efa io ny asa ka izay tonga eo tompoina avokoa.Ny miaramila aloha dia tokony ho izany e izay ara dalana no tokony arahany na inona zavamisy eo na inona fitrangan javatra eo saingy io lasa samy amin'ny sainy amizao ka tsy hay tsony
TEna atokisana ve ireny rasill reny nefa sa izay ilay hoe efa io ny asa ka izay tonga eo tompoina avokoa.Ny miaramila aloha dia tokony ho izany e izay ara dalana no tokony arahany na inona zavamisy eo na inona fitrangan javatra eo saingy io lasa samy amin'ny sainy amizao ka tsy hay tsony
8. penguin
(
23/03/2009 13:55)
Mazava ny teninao hoe izay ara-dàlana saingy hafahafa ny ara_dàlana mihantra. Miaramila no mandray andraikitra mitondra Pastera ary mitarika ny Jeneraly hanolotra ny fitondrana Miaramila ho a'i TGVendrana. Terivay manta izany aminay fa tsy ara-dàlana. Ireo mpiambina ireo no nitifitra dia miala tsy hanantsiny ary miverina miambina ny manaraka. Tolon'ny sous-officiers ary ny Jeneraly no lazaina hoe "tsy mivoaka eto raha tsy mamaky ny fialana na hamadika ny fitondrana". Sary nadeha ireny ary tsy azo takonana hoe efa ara-dàlana.
9. molota
(
28/03/2009 16:50)
miaramila mpamono olona :!: :!: ny arivo lahy tsy maty in-dRAY andro! :x
