TIM a! Mba zavatra hafa atao e!

1. salopard ( 22/03/2009 22:45)
enkena fa mety ho betsaka ny TIM ho eny ambohijatovo!

fa be koa ny TGV tao mahamasina

saingy :

zero ny TIM milahatra any tamatave
zero ny ao majunga
zero ny ao fianar
zero ny ao tulear
zero ny any diego
zero ny ao manakara
zero ny ao antsirabe

mba mionona rehefa tsy tian'ny olona , manajà tena e!

sao sahala t@ ratsiraka koa: NY betsimisaraka sasany raciste ihany no nanohana azy, fa tsy ny betsimisaraka rehetra nitady fiovana

tsy ampy maina aloha , fa sao misy any e!
sniff....
tchouf...


répondu par xxx le 22/03/2009 23:03
2. xxx ( 22/03/2009 22:51)
mba misaina é!!! misy fanombohany daholo ny tanatara fa tsy tonga d fin leity a,malahelo anleh kisoa ndray elah zany klé,efa misy korantana any fa manaraha vaovao fa tsy laozan-drangah manamaina fotsiny ao é =)) =))
3. xxx ( 22/03/2009 22:56)
mitady kisoa ve efa lera mantsy
snif tchouchouf,efa matory indray ifiona dia mangalatra mijery neto eto ela
snif snif tchouchouf :-D :-D :-D
4. pikatti ( 22/03/2009 23:02)
aiza le zone rougen'elah ry salopard fa reo lesy capsat :-D :-D :-D
5. xxx ( 22/03/2009 23:03)
fangah lety mbola ao foana le kisoarafotsy ra pikatti, saropiaro be mantsy salopard ao ambadika ao =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0805