Mandrafitra tetika mafy ny TGV

1. vilambava ( 22/03/2009 22:03)
Namboarina ihany koa izao ny mpikambana ao amin'ny HCC mba hahafahana mamotika tanteraka an-dra8. Io sisa angamba no tetika hahafahana manamarina amin'ny fikambanana iraisam-pirenena fa ara-dalàna ny tsy rariny nataon'ireto mpamadika sy mpadoro tanindrazana ireto. Izao dia ny prezident sy ny praaiminisitra no manana olona betsaka ao amin'io HCC io ka inona izany fa dia mazava ny resaka fa dia valifaty politika no kotrehin'ireto TGV ireto fa tsy fampandrosoana. Ary tsy misy afaka handrodana azy satria ny senat sy ny Assemblée national efa nofoanany. Tena fitondrana jiolahy tanteraka.
Izany no Demokrasia vita gasy.
répondu par xxx le 22/03/2009 22:23
2. xxx ( 22/03/2009 22:07)
marina izany tsy daka vinany
boalina ambony ,tatazany loha
mandinika ....lasa
tadiditra
tsy namanao ny hifaninanao fa tsara vitana omaly
cours miaraka @ tgv diamanga ny mpampianatra :-D :-D :-D
3. rakaroka ( 22/03/2009 22:13)
=)) =)) Hoe "tsy ny Frantsay no ifaninana fa ny zavatra vitanao moa ?
:roll: :-P
4. xxx ( 22/03/2009 22:23)
izay indrindra,ilozanao misarakorako eto indray an laingako izany :-D :-D :-D
mipetrapetra dia inona no aroso anao cafe sa dité
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.276