Kely Sisa..............

1. Randria2009 ( 21/03/2009 18:10)
Raha ity [www.google.mg] no faniriana dia efa eto isika izao:

http://www.google.com/intl/mg/
http://www.google.com/intl/mg/


Mazotoa ary
Dia aza adino ny miteny Gasy
répondu par Andribe le 21/03/2009 19:11
2. ifiona ( 21/03/2009 18:12)
milay kosa ko, misaotra e!
3. dadabe ( 21/03/2009 18:16)
oayy le =D> =D> =D> =D> hay ve misy an'izao e?

sao dia tsy tokony eto @ politika kosa io le ...tokony atao atsy ambadika atsy ohatra oe MBOLA NY INFORAMATIKA asa anefa fa kely ihany ny fisainako kle :-* (l) ^:^ mankasitraka e
4. yvonKEL ( 21/03/2009 18:37)
izaho aloha dia mahita fa isika dia minono ze tsy ho lazaiko intsony satria manaiky ny hevitry ny vitsy anisa. mpiohatsara velatsihy ny malagasy rehetra mitsy na izaho aza satria mlanaiky ny tsy ara-dalàna ary vonona ny handoa ny hetran'ny hafa= k in ndi ndre nini ny aby f o r i n' alika aza ambony noho ny merina pory :tehne maivana fa be tsindry po ry fotsiny . minono fory daoly ny merina
5. Andribe ( 21/03/2009 19:11)
odry ahoana ty teny gasy be mazavan i ra yvonbe ty :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1901