raha sanatria ka tafita de .....

1. dadabe ( 21/03/2009 16:44)
raha toa ka tafavoaka @ izao tolona izao marina ny troupe n'i tgv sy ny tariny dia mety hifono lamba mena i youka sy noue kle hahaha :-D ...raha zah nareo amboary ataovy milay sady haingana le trategie sao dia tafita eo marina io kle ....... :°) ZAY BANDIKELY IO VE ??

hoy ny AREMA (2002) ..zay mpaka ronono io ve ahala an-dratsiraka ??

hoy ny TIM (2009)..zay bandy DJ io ve dia ahala an-dra8??? :-* :-*
répondu par dadabe le 22/03/2009 05:58
2. Mirananirina ( 21/03/2009 16:52)
tafavoaka @ izao tolona

Efa tafavoaka ny tolona anie izy e,efa azony ny toerana niriny.Ny vahoaka tafavoaka amin' ny fahantrana hoe!!!!!!!ny tianao tenenina.
Raha misy ny fifidianana sur aho fa tsy lany mihitsy ny tgv,izay no angalarany ny fanjakana.Raha manambola be eo aho an;iny aho fa hanongana fanjakana koa.
3. sitlo ( 21/03/2009 17:34)
inona hono ilay tian'i dadabe ahatogavana?
4. ifiona ( 21/03/2009 18:00)
:roll:

:-@ :-@
5. dadabe ( 21/03/2009 18:05)
ny tiko ahatongavana diany manintsy ny saintsika tery..hany ka manao fomba fijery mianila,mitongilana ...tsy mba isy hevitra ny hampandrosoana ny dago haingana fa ny hifanenjika sy ny hifaratsy ahatrany ary ny handrangitra ny andaniny na ny ankilany...tsy aleo v ajanona any izany e, ny olona harovana aza efa nanaiky nila ka tsy aleo v mizotra lalana ahafa ndray e

misaotra betsaka dia aza mora entipo rehefa mamaly a
6. ifiona ( 21/03/2009 18:10)
TSIA, rehefa ratsy dia ratsy, ary izahay tsy azon'iza terena HANOHANA ny RATSY.

Mazava?
7. Andribe ( 21/03/2009 19:08)
rahoviana ndray zany reo ambohijatovo reo no hidina eny @ 13 mai :-D :-D :-D :-D de mbola tatara mitohy
8. Samoana ( 21/03/2009 20:01)
dadabe:

raha toa ka tafavoaka @ izao tolona izao marina ny troupe n'i tgv ...


Saika tolona tokoa no niantsoana azy tamin'ny voalohany saingy indrisy fa nivadika boto force nony injay mba nahazo kil izy teo amin'ny 13 mai. Tolona hiverenan'ny mpiantoka azy izy dia tsy iza izany fa ny filoha hajaiNY ratsiraka Didier


9. xxx ( 21/03/2009 21:00)
ZAY TSY MAHATANTY MIALA E !
10. Andribe ( 21/03/2009 21:34)
tandremo sao tafita vao rendrika sady ra wiwi aza tsy tazana fa nilentika i nNoue mbola mifokofoko i yuka efa hivadika palitao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. dadabe ( 22/03/2009 05:58)
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0922