iza moa no ho any Mahamasina afatsy ny ()
1. Noue
(
21/03/2009 10:41)
09 11h51Les ambassadeurs ne sont pas présents a Mahamasina.
09 11h50 Odon Razanakolona est présent, ce qui n’est pas le cas des autres membres du FFKM, tsy atao mahagaga io eee ! mba olona mpitantana fiangonana ihany :evil:
répondu par Andribe le 21/03/2009 19:15
2. Noue
(
21/03/2009 10:48)
De l’Union africaine au gouvernement américain, en passant par l’Union européenne et la Sadc…tous ont critiqué le transfert des pleins pouvoirs à la Haute autorité de la transition et ceci pourrait déboucher sur des sanctions. Du côté des autorités malgaches, elles ont nié avoir commis un coup d’Etat contre le Président Marc Ravalomanana. Une campagne d’explication s’impose pour mieux éclaircir l’opinion internationale.Quatre jours après la démission de l’ancien Président de la République Marc Ravalomanana et le transfert de pouvoirs à un directoire militaire, par voie d’ordonnance et la remise par ce dernier de ces pouvoirs à la Haute autorité de l’Etat, les choses ont beaucoup évolué. Plusieurs pays et organisations régionales haussent le ton pour condamner cette prise de pouvoir. L’Union africaine, la Sadc (Communauté économique de l’Afrique australe), l’Union européenne, le gouvernement français, la Norvège, les Etats-Unis… ont critiqué le transfert de pouvoir qu’ils qualifient de coup d’Etat. Karel Schwarzenberg, ministre tchèque des Affaires étrangères , La présidence de l’Union européenne a qualifié jeudi soir de «coup d’Etat» l’arrivée au pouvoir à Madagascar d’Andry Rajoelina.
CONDAMNATION TOUS AZIMUTS
CONDAMNATION TOUS AZIMUTS
3. tovolahy007
(
21/03/2009 10:51)
Efa fantany hatramin'ny mbola tsy niala i Ravalomanana io fa saingy noho ny fitiavantseza fa tsy ny fitiavana ny tanindrazana sy ny vahoaka dia iny fa mbola misososo toy ny vinanto tsy mahare fosa hoy ny gasy.
4. Mirananirina
(
21/03/2009 10:56)
Ka vinanto very seza dia mamaly faty e!!!!!!!!!!Ny olona sasany no manaiky rebirebeby ,fa toerana no tadiaviny fa tsy hitsinjo ny vahoaka,iaraha mahalala ny tantara.
5. xxx
(
21/03/2009 11:03)
Efa fantatra hatrany am-boalohany tokoa io kanefa mbola niniana natao ihany . Dia iza ny hijaly tsy ireo vahoaka ihany , indrindra fa ireto fozaorana be dia be tsy mahalala n`inn n`inn fa nanohana an-jambany miaraka am`tee-shirt orange rehefa nampanantenaina valala an-danitra !!! Ny rehetra no lasa hibaby ny tsy fahampian-tsain`ireto HAT ireto !!! ( HAT = Havereno Amin`izay ny Taloha )
6. ralevazou
(
21/03/2009 11:16)
Zà leretsy tena vaky ny lohako â! oé : hay v mbola misy Malgasy manana toetsaina mirefarefa am tany toy izao ihany am zao taonjato izao ê? :oops:
Mba alaivo antsaina nge zany Andrianampoinimerina zany ê?! tsy nandia solaitra hono leri nefa nahavita exploit [color=red]mifanohitra avo 1 000 000 000 000 000 heny ny nataon'io boay kely mpandoro fiangonana io! AFABARAKA!!! :evil: :evil:
Mba alaivo antsaina nge zany Andrianampoinimerina zany ê?! tsy nandia solaitra hono leri nefa nahavita exploit [color=red]mifanohitra avo 1 000 000 000 000 000 heny ny nataon'io boay kely mpandoro fiangonana io! AFABARAKA!!! :evil: :evil:
7. fifaliana01
(
21/03/2009 18:50)
Ho hitantsika eo amin'ny 29 Mars ny valiny hoe ohatr'iza ny mahasamy hafa ny olona tonga teny sy ny olona ho avy eny Mahamasina ny 29 Mars!!!
8. Andribe
(
21/03/2009 19:15)
nga tsisy ambasady tonga kle sao de wain kosa ny malagasy amizany an tsss tokony nalefa tany i Noue sy ra wiwi nisolo reo ambasady raha izany :-D :-D :-D :-D :-D
