En panne ny TGV, mitady hi-déraille

1. diana ( 21/03/2009 06:15)
“Mafy ny ady, raha tsy eo Ratsirahonana tsy ho vita ity asa ity”, dixit TGV. Izay no nambarany tamin’ny alakamisy alina rehefa tsy maintsy nandinika an’ireo dossier de candidature an’ireo olona hirotsaka ho ministra izy. Asa na tsy nampiasa an’ilay Map monde novidian-dra8 na ahoana fa tena mbola sarotra taminy ny namantatra ity atao aminy hoe faritra. Ka na izay atsimo sy avaratra aza tsy hitany. Ny olona indray misy isaky ny faritra fa ny fahaiza-manao no nanahirana azy. Isan’izany io ministry ny fampianarana io fa tena tsy misy fantany izay mahakasika ny université koa asa na ho entina aiza ity firenena ity na ho entina aiza? Izay ihany koa no nahatonga ny anaran’ny ministra lazaina fa “efa fantatra fa mbola miandry”. Dia iny alina ihany koa no nandeha antso an-tariby isan-karazany niantsoana izay mpanao politika azo antoka handrotsaka ny olona ao anatin’ity lisitra ny kandidà ho ministra ity satria ilay “équilibre regional tsinona tsy maintsy tratrarina”. Efa nisy fihaonan'ny Etat major politique izay mety amin'ny TGV aza omaly tontolo ny andro ka asa izay ho vokany.

Ny olana anefa fohy laotra ilay enimbolana, fotoana hanaovan'ny fifidianana io. Fe-petra napetrak’I tonton Sarkozy io ary tsy maintsy ho tanterahan’I Boay kely na tiany na tsy tiany raha tsy izany tsy misy hiantoka ny fifidianana dia mbola hiampy ny fahafaham-baraka. Izao moa no nataon’i Frantsa dia ahafany manosika ny soavaliny. Ary i RFI, rehefa miteny hoe “president de la HAT”, tsy manonona mihitsy hoe io fahefana io anie dia misahana sy mahasahana an’i Madagasikara (Ka sao dia tokony hijanona ho an’Antananarivo aloha ilay olana dia tsy hadalain-dry zareo ny faritany?)

Ary ny avy ety hivelany, izay hitranga androany mahalaza zavatra betsaka. Mandritra ny fametrahana ny filoha (tsy hay hoe filohan’ny inona io) Rajoelina dia hilahatra ny mpandala ny demokrasia, taritin’ny parlementera.

Ny mpahohitra ny frantsay eto Madagasikara koa toa hilahatra androany e!

Ankoatr’izay koa, ny diplomaty tsy misy ho any na iray aza.

Koa hoy aho hoe tongava soa ra-TGV a!
répondu par xxx le 21/03/2009 08:55
2. ifiona ( 21/03/2009 06:48)
:lol: :lol: :lol: :lol:
3. xxx ( 21/03/2009 06:57)
Aleo handeha ho tazanina fa tsy mila haongana zany iofa manala tena ho azy e!
tsy ho voafehiny ny fisondrotry ny vidimpiainana refaveo fa hiakatra 20% isan'andro ary hivadihan'ny tanàna iva sy ny capitsaty indray izy, angah hahita sôsy sanandro hamatsiana an'ireo eo.
4. xxx ( 21/03/2009 08:11)
en-panne hoe là tu parles , aza manaiky fitapitahina fa politika anie no atao dia izao koa ndàna diana maka renseignement tsara , fa tsy omena 12h androany dia any @ garde à vue ny mpisandoka eto a! ny dadajadona tsy ho ekena
5. xxx ( 21/03/2009 08:26)
ndàna mitazana florà i anona rehefa tsy manambola hijerevana cinema fa aza mirediredy eto :lol: :lol: :lol: :lol:
6. Oay ( 21/03/2009 08:32)
Za aloha tsy mahatoky hoe hi-tomber en panne izany ry TGV satria nahoana:
>>>Matoa vita aingana iny fanonganampanjakana iny d satria nanao ny asany ny fianakaviambe iraisampirenena, satria efa samy mahalala isika rehetra fa efa tsy nety t@ mpamatsy vola iraisampirenena ny fomba nitantanan'i Marc Ravalomanana ny volampanjakana izay nifangaro t@ fitantanany ny volany.
>>>Nataon'ny fianakaviambe iraisampirenena izay hahafaingana an'iny fanonganampanjakana iny satria manelingelina ny finanany ka ny nataony d ny nandefa ny ambasady ny be kintana nanery an'i Marc Ravalomanana hametrampialana eny fa na d efa nivonona t@ ady aza i Marc Ravalomanana porofo ny olona niresaka farany sy nivoaka farany tao Iavaoloha t@ iny andro nametrahan'i Marc Ravalomanana ny fahefana t@ miaramila iny d ny amabasady ny be kintana.
>>>Amin'izao fotoana izao d ny mahamaika ny fianakaviambe iraisampirenena d ny hitsanganan'ny fanjakana aradalana mba ahafahany manohy ny affaire-ny noho izany d mila atao aingana ny fifidianana.
NOHO ireo antony ireo d tsy maintsy ataon'ny fianakaviambe iraisampirenena izay hahatontosa io fifidianana io ary tsy hanao izay hisian'ny korontana intsony ny fianakaviambe iraisampirenena satria tsy misy tombotsoa ho ana'azy ireo izany.
7. xxx ( 21/03/2009 08:55)
TONGA RANGAHA DIA HANAOVY COUP D ETAT KOA IREO COMMUNAUTE EUROPEEN IREO A
CAPSAT O : AMBANO BASY I OBAMA SY SARKOZY SY UE SY UA SY IZAO TONTOLO IZAO
FA NAREO BE SANDRY SY BASY BE, TONGA DIA LASA PRESIDENT DU MONDE I TGV

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0615