Fa inona no atao oe PEUPLE ?

1. Noue ( 20/03/2009 21:55)
fa dia variana aho naheno ity filazan'i ramonja oe

« Nous avons appris cette nouvelle avec une certaine tristesse. Il est inscrit dans la charte de l'Union africaine que le peuple a le droit de se défendre contre les pressions de certaines dictatures en Afrique. Et c'est ce principe là que le peuple malgache a mis en œuvre. »

henoy anie io vidéo etsy ambany io eee ! dia misy vidéo koa io ny zavatra nolazain'i sarko

http://www.rfi.fr/actufr/articles/111/article_79387.asp

ka hoy aho oe fa inona ity atao oe PEUPLE @ zareo eee ??

répondu par xxx le 21/03/2009 00:53
2. Noue ( 20/03/2009 21:57)
zany ny aina ka te hanao ka oe triste aaa triste :evil: :evil: :evil: :evil:
3. Andribe ( 20/03/2009 22:13)
snifff aleo wa zaaa :-D :-D :-D :-D
4. ikaretsaka ( 20/03/2009 22:28)
Ity izany ny hoe ny 1 nanao hoe faly aho...
Ny 1 manao hoe triste aho...
De tsy hay intsony ny seza sy ny pepla... rehefa samy very an'ireo dia samy mitsondratsondrana kely aby knou
5. xxx ( 20/03/2009 23:30)
tsy fantatr'i tgv izany fa ny azy haka ny fitondrana ihany no masaka ao antsainy,mino marimarimarina aho fa mbola betsaka ny malagasy tsy mahalala an'i tgv saingy io moa le lohamboto dia izay
6. xxx ( 21/03/2009 00:53)
fety foana ry noue ny aty aminay a ! tsy misy triste izany mihintsy enchainena ny revy rehetra , tsy ditra akory a ! fa zavatra ao @ club-nay shopping resto
soirée foot bijoux be ny liste fa tsy voatanisa dia surtou manana namana bogos be be vola sy gentelman (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) dongianay daholo izay rehtra azo dongina ny vola sy ny pouvoir ra8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0565