tapidalan-kaleha

1. myari ( 20/03/2009 14:30)
vao tsy herinandro akory ny mandat n'ingahy prezy dia toa ho tankina sahady,amiko aloha izany ny tena ilana an'io dessin anime fitondrana io dia mba iandraikitra ny aide humanitaire izay hany sisa azon'i madagasikara
répondu par fijo le 20/03/2009 22:32
2. sitlo ( 20/03/2009 14:46)
:-D

Aleo aho hihomehy.

Hitantana hono! Kay ilay "financement" tsy inona akory fa roplane iray no amidy dia vita.

10%-n'ny $60 million ve no hanasoavana ny hopitaly? Dia ahoana ny 90% toa tsy nolazaina.
3. zandikely ( 20/03/2009 14:58)

Tsy misy olana velively! On va comptêr sur nous-mêmes.
Ny fianteherana amin'ny fanampiana lava no mampahantra antsika, aleo hiantehitra amin'ny herintsika. Tsy dia hitako loatra ny tena conséquence, indrindra moa fa ity SADC ity... laisse à perdre
Ny Amerikanina sy ny tandrefana mpiaratsaravelatsihy efa tsy vao izao izany no hita... Adinonjareo sahady ny zavatra ataonjareo any Iraq, Afghanistan.
Mais ils ne gagneront jamais ces guerres!
Le pape Benoit XVI a raison de dire que la mondialisation a détruit l'Afrique y compris Madagascar bien sûr
Tonga hoe mpamatsy vola, nefa ny hitsetsitra ny haren'ny Madagascar no antsaina...........


4. sitlo ( 20/03/2009 15:03)
Dia ahoana hono no atao ry zandikely ah!

Tsara dia tsara ilay herim-po fa saingy alefaso ilay tetik'asa hoe ahoana ary no hanaovana azy.

Panneau publicitaire be dia be ve?
5. andrywui ( 20/03/2009 16:59)
Miandry aloha !! miandrasa fa mbola tsy misy ninoninnnn anoh zao !! vao manomboka !!
6. Mirananirina ( 20/03/2009 17:47)
miandry an'i Paoly eto e
7. xxx ( 20/03/2009 18:29)
NY KINDINDRENIN LISANY TGV AMIDY DIA HINANAN NY JIOLAHY SY JOMAKA ANDEVO SAKAFO FA SAHIRANA IREO IZAO FA TSY MISY 13 MAY INTSONY
8. ndenn ( 20/03/2009 18:55)
Tsy misy manaiky ho gisitra noho ny hafa eo é ,fampiderana taim- bakona daholo ny ankamaroan' ny soi-disant finance d' investissement omen' ireo occidentaux sy asiatique afrikana ,arabo , ary amerikana milaza azy ho mpampiasa vola ao dago ireo .Ny marina dia izao :
Efa misy ary stable ny infrastructure n' ny ekonomia malagasy .
Ny mamadika ny fiankinan-doha @ tsy antony @ ireo mpampanjana-bola ratsy hary no atao voalohany .
Dinihina tsara @ izay ny fifandraisana @ ireo partenaires internationaux ,tadidio fa isika no manana ny akora ary ry zareo no mpila .
Ny interdependance dia averina hohalalinina hatramin' ny fotony rehetra mihintsy . Izany hoe hovaina tanteraka ny fomba fivarotantsika ny zavatra hamidy any ivelany .
Ny momba ny actions ny banky foibe no VOALOHANY TSY MAINTSY DIOVINA TANTERAKA alohan'ireo zavatra ireo .
Io no tena fositra nampahantra ny malagasy indrindra hatramin' ny sarintsarim- pahaleovan-tena nomena an' i Mada .



9. Jekanefara ( 20/03/2009 19:16)
Hoy Zandikely hoe: "Tsy misy olana velively! On va comptêr sur nous-mêmes."

Irariana dia irariana ianao ho tafita soa amantsara ra-Zandikely. Ampahatanjaho tsara ny saina fa raha hoy ny Malagasy hoe mafy ny fianainana t@ ra-8 teo, dia asa izay hanjo ny Malagasy tsy misy mpanampy afa-tsy la Frantsa Renikisoa malala. Fa aiza no vola hampiodinana ny fanjakana? Rehefa tsy mandray vola ny fonctionera vao hieritreritra hoe hay ka netinety ihany ny taloha. Sa hidina eny @ 13 mai indray? Sa ampikarina ny impots? Mbola be koa ny hitokona amin'izany.

Hoy ndenn :"Dinihina tsara @ izay ny fifandraisana @ ireo partenaires internationaux ,tadidio fa isika no manana ny akora ary ry zareo no mpila ."
Ianao izany no hametra ny vidin'akora eo @ sehatra internasionaly? Sao dia efa misy fahavoazana? Koa raha tsy Mada irery no tany misy petrole na Ilmenite na ... na ... Isika no mila asa, capital dia isika indray no hilaza hoe raha tsy vidianareo $100 ny baril tsy avelako hitradraka ianareo. Aza manao resaka tangina fa eo ny hambom-po @ maha- Malagasy, nefa eo koa ny zava-misy (realite)
10. fijo ( 20/03/2009 22:32)
vao tsy mandray karama eo ny mpiasam panjakan a,di aahita mafana ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1226