miaramila capsaty

1. xxx ( 20/03/2009 13:29)
efa fantatra ankehitsiny fa ny miaramila ny capsat no nanongana an'i ra8 dia
Rakotonandrasana Noel
Ndrinarijaona André
hoan'izay manana alahelo azy roalahy ireto aza misalasala milaza ny alahelony eto
répondu par fijo le 20/03/2009 22:28
2. xxx ( 20/03/2009 13:33)
mbola hinana ny pipiany ireo aoriana kely ao e, nena zao ny zanany vavy no tetehako aolangolako sy atsingolingoliko raha tratrako :evil:
3. xxx ( 20/03/2009 13:36)
ilaozany ry zalahy mitanin'andro ao @ toby,manao rami isaky ny fin du moi,ny sasany moa dia manana asa double,officiers indray ny manao aferafera no tena specialiteny,toy ny misy examen fidirana zandary ohatra ,ny mivarotra sujet sy ny miseho mahalala general sy ny sisa dia misoloky etsy sy eroa,izay no atao hoe miaramila gasy
4. xxx ( 20/03/2009 13:38)
ny officiers sasany indray mody hoe miady @ daholo nefa ireo no tena dahalo,miray tsikombakomba be ohatran'izany,aza omena tsiny aloha raha mora vidiana ohatran'izany ireo e
5. andrywui ( 20/03/2009 13:41)
Tsy misy manao anzany ireo miaramila ireo reo ry le babakoto reto a !!! olona tsy voafatotry ny ody ratsin'ni Ravalo ireo no nampifotana azy sy nivadihany !! hianareo zao no mbola mila fanafahana fa tena mbola ao anaty kibonareo ao lay osilahy mainty !! zay no mahatonga anareo tsy mahalala zay tokony hatao io !! soa i Rajoelina fa tsy voany tam ody fa tena nivavaka marina fa tsy sadasada ! fa raha tsy zany koa de voa otran laisany de manao be loha fotsiyny entin'ny ody !!! de lazao ndray fa oe aza mino2 foana eéé!! zao ééé !! zao ééé!! !! ssshiiiiiiiiiiyyyy !!


:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
6. xxx ( 20/03/2009 13:42)
ny officiers moa dia ohatrany fitaovana entina mirehareha fotsiny hoe izahay anie zanaka general,colonel,nefa mba inona moa no zavatra vitan'ireo officiers hatramin'izay ,ny nanao afera ,ny sasany izany raha vao mangalatra any @ izay alehany any ka miditra ao @ police dia tonga ny dadatoany manala azy ao satria ny dadatoany general ary fianakaviana general tsy azo kitikitihana satria ve izay ny asany
7. xxx ( 20/03/2009 13:50)
ra wui a elà ve tsy aveny andrangy na ambohimanga? BIRA io a
8. myari ( 20/03/2009 14:26)
mbola tsy lany aloha ny vola nanakaramana ka mbola matsiro tsara ka rehefa ho tapitra izany vao ho hitan'ialahy ny anganon'ialahy ry TGV fa dia ireo ihany no hanala an'ialahy eo!
9. fijo ( 20/03/2009 22:28)
izay no vita ry zalahy fa di ani fifidianana hatrehana a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6447