lalàna manahoana no no anan'ny capsat

1. fatsorakely ( 20/03/2009 09:13)
làlana ahoana no hanan'ny capsatmisambotra teny antanimena an'ireo generaux,miaraka ny pasitera lala.Tsy afaka mitory ve mba hisamborana ny responsable eo anivon'ny iraisampirenena toy ny droit de l'homme
répondu par fijo le 20/03/2009 22:43
2. xxx ( 20/03/2009 09:37)
lalan'ny be sandry io,na ny fanendrena an'i leben'ny etamazoro aza dia efa tsy ara dalana,miaramila tsy misy ilaivana azy,jereo tsara fa mety ho lasa president mihitsy ireo lehibe manana comandement ireo indray andro
3. naughtyboy ( 20/03/2009 09:39)
Ny fananganana Authorité Civiles hanohitra ity fanonganam-panjakana ity ihany no ho vaha-olana dieny izao ary ho tohanany ireo ankanga maro tsy vakin'amboa toa ny BANI,RFI sns...ho valiny izao hetraketraky ny CAPSAT vitsy an'isa izao
4. fatsorakely ( 20/03/2009 09:46)
raha ny zavatra hita jusqu'a maintenat dia manana mauvaise image be ny miaramila malagasy,asa raha taiza t@ firenena teto ambonin'ny tany no hisy officiers tsy hanaiky baikonin'ny gouverenment legal voafidim bahoaka,mazava hoazy fa ny mpitondra manaraka eo tsy maintsy ho voan'izay ihany koa .Ny vahoaka madinika no voa mafy indrindra satria tsy mba nanana basy fa dia nohitsikitsahana ny zon'ny
5. naughtyboy ( 20/03/2009 10:00)
io Autorité civile avy @ vahoaka io ihany(atolotry sampana rehetra @ sehatra mamokatra na mitana andraikitra @ aim-pirenena fa tsy antoko fotsiny)no lalana azo heken'ny fikambanany firenena eran-tany raha tsy izay de vita @
6. fatsorakely ( 20/03/2009 10:06)
ka le autorité civile mihitsy no tsy eken'ny ry lerony,donc mila matanjaka sy ny comandant(colonel ) maro miaraka ny fitondrana civiles si non tsy aharitra ela ny fitondrana
7. ratavao ( 20/03/2009 10:54)
Toy ny lalàna rehetra azon'ny EMONAT namono sy nampijaly ny vahoka teto Antananarivo tamin'ny andron'ny 13Mai, ny baiko teny Ambihitsirohitra nitifirana eo vahoka.
8. mion ( 20/03/2009 10:59)
Tsara mintsy oe coupé ny vivre avy @ ireo firenena matanjaka, hijinja ny nafafy daholo ireo teo @ 13 mai @ zay nanongam-panjakana:
refa tsy mandefa ny 60 %ny budget hon'i gasikara intsony ry zareo ireo dia tsy ho ampu mintsy ny vola ampiasaina eto, lafrantsa irery tsy maha sahana izany, ny trosany aza tsy voalohany ary efe mihinan'ny am...niny ry zareo frantsay @ izao crise economique mondiale izao

TGVista isany ôô, nandavaka ny lavaka hilevenanareo nareo, hihihi :-D :-D :-D
9. xxx ( 20/03/2009 11:40)
mion:
Tsara mintsy oe coupé ny vivre avy @ ireo firenena matanjaka, hijinja ny nafafy daholo ireo teo @ 13 mai @ zay nanongam-panjakana:
refa tsy mandefa ny 60 %ny budget hon'i gasikara intsony ry zareo ireo dia tsy ho ampu mintsy ny vola ampiasaina eto, lafrantsa irery tsy maha sahana izany, ny trosany aza tsy voalohany ary efe mihinan'ny am...niny ry zareo frantsay @ izao crise economique mondiale izao

TGVista isany ôô, nandavaka ny lavaka hilevenanareo nareo, hihihi


Tsy azonao mihitsy ilay atao hoe politika.
10. ratavao ( 20/03/2009 12:04)
Tsy misy raha fantany ankory anie izany hoe: Politika izany e! sady harary fo ami'izany eo! ny antsika zao ny handroso am zay Ma/kara
11. ravatorano ( 20/03/2009 12:37)
emmonat nahazo baiko hitifitra teny ambohitsorohitra
capsat nahazo baiko hisambotra sy handrahona jeneraly sy filoham piangonana iray eto madagasikara dia izay ve ilay politika ratavao sy xxx
Sao d tsizany kosa ? raha izay mantsy d izay tonga eo amin'ny fitondrana ka manana fahefana hampiasa miaramila izany dia izay no mahery ?
ka aiza izany ilay hoe fametrahana ny demokrasia tena izy amin izany fa vao manomboka defa izao no fandehany ary ho lasa herimpamoretana lavitra nohon'ny emmonat ange ity capsat ity raha izany e !
aza hitako aza mahita ahy !
12. fijo ( 20/03/2009 22:43)
izay mihintsy.ary rah atsy izao ,dia averina aravin atsara io resak atafika,dia ho loza ny ahazo an'ny madagasikara.tokony hotsaraina ireo lehibean'ny capsat ireo ,hanomezana ohatra ny zandriny tsy hosahy hanao toa izao intsony.firenena tsy misy ary tsy hisy filaminana izany firenena misy miaramil atsy voafehy izany.somaly no ohatra akaiky rah ahanao fanadihadiana ianareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1684