manaiky aho firmin
1. rodro
(
19/03/2009 14:02)
azavady saika mba hagnataka tonokira ny firmin manaiky aho misaotra tompoko
répondu par kalinou le 23/03/2009 22:28
2. kalinou
(
21/03/2009 21:58)
Tompo ô! Tsy haiko ny hangina
Fz tena resianao lahatra aho
HO aiza ao! Mahamenatra ahy
Ireo heloka sy ny hadalana natao
Inty aho, mahatsapa ny fitiavanao ahy
Mahamay ny fitsapana
Manaiky aho zay no lalana
Hanefenao ahy, k'isaorako Ano indrindra Tompo ô
Nahoana moa no tsy hankasitraka foana
Fa ny fiainako dia avy Aminao
Nahoana moa no tsy hanaiky aho
F'Ianao no naha-toy izao ahy
Ekeko tsy hisalasalana
Ny hitantananao ahy
Ekeko izany
Fa ny fahasoavanao no naha-toy izao ahy
Tompo ô! Tao ny andro mahaory
Mavesatra indrindra nolalvako
Mafy ny fisarahana amin'ny mhaa-olombelona
Nefa, nanehoanao fahagagana aho
Na izany aza Tompo Tsitoha
Manaiky aho zay no lalana
Ka ny androko omaly
Ny ampitso sy androany
Inoako foana fa avy Aminao
Nahoana,...
Anao ny fiainako
PS Tsara vintana enao fa teto akaikiko teto ilay dépliant!!!
Fz tena resianao lahatra aho
HO aiza ao! Mahamenatra ahy
Ireo heloka sy ny hadalana natao
Inty aho, mahatsapa ny fitiavanao ahy
Mahamay ny fitsapana
Manaiky aho zay no lalana
Hanefenao ahy, k'isaorako Ano indrindra Tompo ô
Nahoana moa no tsy hankasitraka foana
Fa ny fiainako dia avy Aminao
Nahoana moa no tsy hanaiky aho
F'Ianao no naha-toy izao ahy
Ekeko tsy hisalasalana
Ny hitantananao ahy
Ekeko izany
Fa ny fahasoavanao no naha-toy izao ahy
Tompo ô! Tao ny andro mahaory
Mavesatra indrindra nolalvako
Mafy ny fisarahana amin'ny mhaa-olombelona
Nefa, nanehoanao fahagagana aho
Na izany aza Tompo Tsitoha
Manaiky aho zay no lalana
Ka ny androko omaly
Ny ampitso sy androany
Inoako foana fa avy Aminao
Nahoana,...
Anao ny fiainako
PS Tsara vintana enao fa teto akaikiko teto ilay dépliant!!!
3. Koditra
(
21/03/2009 22:11)
kalinou : Na tsy zà aza no nangataka dè misôtra. Aza izy irery no atao tsara vintana fa mba ampidiro any @ tononkira serasera mitsy dé mba ny olona rehetra no tsara vintana @zay.
4. kalinou
(
23/03/2009 22:28)
tsisy hisaorana, fa za tsy mahay mampiditra azy any @ tononkira serasera anie e!