Anjaran'ny TIM sy pro ra8 indray izao !!!

1. essera ( 19/03/2009 11:08)
Tsy aleo ve tsy mandany andro manoratra intsony ry zareo Tim sy ny sisa fa atao manaitra daholo ilay titre nefa resakareo ao an-trano mifanimpy vao2 tsy marina ilay izy.

Mandehana mankao amin'ny sobika.com fa io izao maharaka vaovao. Mba misy an'ilay "fil d'info". Hatreto izay navoakany dia saika marina avokoa eny fa na dia ilay "fil d'info" aza nefa ireny vaovao tac o tac. Fa ampiany kosa aloha hoe (selon XXXX) rehefa tsy sûr izy.

Raha hihaino Viva na Mada ianareo dia hifanimpy vaovao baombina eto isika.

Fa na izany aza manaitra anah le titre rehetra alefanareo fa rehefa mamaky aho dia tsy mety mahavita hatramin'ny farany fa ny fahefany ilay sujet dia efa n'importe quoi.

Sûr é.
répondu par fijo le 19/03/2009 22:04
2. xxx ( 19/03/2009 13:24)
pfff tsy mendrika ho valiana akory fa mirefarefa be !
3. fijo ( 19/03/2009 22:04)
aleo izy mba hiresaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0535