Odon sy ny katolika
1. sitlo
(
19/03/2009 06:25)
Mahasosotra ny nidiran'ny fivavahana tamin'ny resaka politika.
Izaho moa izany dia mbola vao mianatra an'ilay resaka finoana katolika ka dia tena sorena kely mihitsy, satria mbola tsy votom-pinoana. Mijery ireto mpitari-tolona, avy nandoro sy nanimba zavatra eraky ny tanàna, manao fotoam-pivavahana aho dia rikoriko tanteraka. Andriamanitra anie tsy ho toa ahy.
Fa ny tena tiako tenenina dia ity. Mino aho fa corrompu Odon, fa raha tsy izay dia tena tsy mendrika ny hisolo tena ny katolika mihitsy izy.
Ny fahitako ny fomba fiady vaovao tamin'ity dia ny fanasarahana ny vahoaka ho roa: ny TGV sy ny mpanaja ny lalàna. Raha ho tokon'ny naravon'ny finoana ireo dia natao koa ny hisarahan'ny FJKM tamin'ny katolika.
Ka dia enga anie ka tsy hisaraka vokatry ny samy mpitantana azy ny kristianina. Indrindra fa amin'izao famiravirana nahazo ny filohan'ny FJKM izao.

répondu par fijo le 01/04/2009 21:53
2. Landrymimi
(
19/03/2009 06:47)
Sitlo a, raha ny ethique Kristiana dia tsy mitsaratsa olona. Hoy i Jesoa, aza mitsara mba tsy ho tsaraina... Nous n'avons pas le droit de juger qui que ce soit.
Ny momba ny filohan'ny FJKM indray dia cas personnel iny, epreuve personnelle ho azy iny amin'ny maha- mpitandriana sy mpanompon'Atra azy.
ity misy analyse iray:
Satria marina Fiangonan'i Jesoa Kristy ny FJKM dia ny filohany no tratran'ny fizahan-toetra! Niatra taminy koa ny niainan'i Jesoa, nodakana sns... Saingy ny fanontaniana mipetraka dia ny ahavita ny hivavaka ho an'ireo olona ireo ve izy ka hiteny hoe "Mamelà ny helony fa tsy fantany izay hataony?" Ethiquen 'i Jesoa izany! Aoka hanahaka an'i Jesoa!
Fa misy no tady hanao Petera amin'izao; efa te haka ny sabatra ny sasany... Analyse objective sy théologique ny ahy fa tsy manana couleur politique an!!!!

3. sitlo
(
19/03/2009 07:24)
Misaotra betsaka anao nampatsiahy ahy io fa efa ela tokoa izay tsy nieritreretako an'izay.
Fa tsaroako tsara ny antony nanoherako an'io dia hoe: "aza mitsara mba tsy hotsaraina". Nefa avy eo indray dia hoe: "nefa tsarovy fa hoentin'Andriamanitra hotsaraina ianao".
1- Koa rehefa samy hotsaraina ihany ve?
2- Ny fitsikeranao ny hafa no ahafahanao miala amin'ny tsy mety nataony.

4. mmmhh
(
19/03/2009 07:46)
Ny fomba fijeriko indray de izao, ny FFKM raha nirotsaka an-tsehatra ho mpanelanelana dia ny @ maha-RAD amam-panahy azy.
I Odon Razanakolona foana no lasa voantohitohina, ny fomba fijerin-tsika de ny hoe mitanila @ iray izy, mety ho marina izany ... asa, nefa mety ho diso fotsiny fa mety ho nisy hevitra tsy nitovy t@ ntsika no voalaza tao dia heverina fa mitanila izy,
Nefa tsy izy irery no atao hoe FFKM, niteny izy @ maha-filohan'ny FFKM azy, izany hoe, ny zavatra nolazainy teo dia ny hevitry ny FFKM, ireo membre ao, fa matoa izy no navela hitondra teny dia ny @ maha-RAD ny FFKM azy (@ maha Filohan'ny FFKM azy). Raha mbola misy ny filoha dia tsy maintsy izy no mitondra teny.
Ny tiako tenenina de ity, rah ny hevitra nentin'i Mgr Odon no tsy nety taminao , dia ny FFKM no tsy nety taminao,
Fa aza raisina hoe satria katolika izy, i Mgr Odon no filohan'i FFKM dia izy no mitondra tenin'i FFKM.

5. xxx
(
19/03/2009 08:07)
Izao Katolika fa ny akabeazan i Katolika d ra8. Fa Odon ratsirakiste , ny antony lazaiko an io dia fatako ny anambaviny ary tsy tia ra8 izy fa izy koa complot ao. Fa nahoana no Lala Rasendrahasina samborina fa tsy ny FFKM daolo?
6. Landrymimi
(
19/03/2009 08:17)
Tena marina ny lazainao fa tena tokony tsikeraina ny zava-misy! Azo atao ny mitsikera fa an'Atra ny fitsarana! Epreuve sarotra hi an'I pasteur iny fa lozan'izay nanao izany!
7. ikaretsaka
(
19/03/2009 14:44)
Tantara efa ela momba ny fivavahana teto M/kara sy ny resaka tsy fifankahazoan'ny pro sy kat hatr@ izay io tsy fitovian kevitra @ resaka ara tsosialy io. Ankoatran'ny doctrine ara pinoana....Avy eo moa le izy nitapoka politika. De ny fifaninanana "masina" koa mandeha ho azy naterak'izany
Fa ny fijeriko manokana dia matetika dia nohon'ny firoboroboan'ny asa sosialy ataon'ny kanto loatra izay tsy arak'ilay prot na hoe samy manao aza....lasa be ny kanto @ io lafiny io ary iaraha mahita izany....no tena fototra mahatonga ilay fanenjehana kanto; tsy t@ ity regime ity ihany fa efa ela. rehefa miresaka @ pastera le miaro pros be ireny ka abordenao io resaka io dia mahasadaikatra ihany ny miresaka azy sy ny valinteny azo avy @ pasitera matetika
Efa nandeha teto moa ny resaka hoe rakitra sy ny fizahozahoana ~ vokatra,akanjo,affectation ana pasitera sy mompera sns...
Fa asa raha tadidinareo t@ mbola evekan'Ambanja I Odon ka ho voatendry ho arsevekan'i Tana ilay nandefasan'ny fitondrana helico, de hoy izy hoe izy mpanompon'olona ka aleo handeha @ ze fandehanan'ny olona...dia fiarakodia no nandehanany namonjy ny toerana nanendrena azy fa naverina maina ny helico.dia anisan'ny antony 1 koa

8. fijo
(
19/03/2009 20:31)
eto kosa aloha ny ahy ,avahako i odon sy ny kanto e.tsy ny kanto rehetra no tokony hotsaraina eto fa i odon.izy dia efa fantatra hatry ny ela fa tena tsy tia ravalo.ary tsy tia ratsiraka koa.fa izy niandany be tamin'nyi andry dia tena nanimba hendrik any finoany.nefa min oaho ,fa hoaintsika ny hanavaka izay.toa an'i sylla koa io.tsy ny katolik an otsaraina eto ,fa ny olona .
9. Nandra1
(
20/03/2009 09:18)
Raha za manokana zao kato fa na manao ze tiany hataony aza ary i Odon, An'Azy sy Andriamanitra izay ary sûre aho fa fantany ny ataony; saingy tsy hanakana ahy hivavaka sy handray kominio izany satria i Jesoa Kristy no inoako ho fahamarinana fa tsy olombelona izay nofo ihany.
Fa raha misy discussion face à face aloha, tsy menatra aho ny miteny e, na de lohany fiangonana aza izy.

10. toovs
(
20/03/2009 09:42)
sitlo:
Mahasosotra ny nidiran'ny fivavahana tamin'ny resaka politika.
Izaho moa izany dia mbola vao mianatra an'ilay resaka finoana katolika ka dia tena sorena kely mihitsy, satria mbola tsy votom-pinoana. Mijery ireto mpitari-tolona, avy nandoro sy nanimba zavatra eraky ny tanàna, manao fotoam-pivavahana aho dia rikoriko tanteraka. Andriamanitra anie tsy ho toa ahy.
Fa ny tena tiako tenenina dia ity. Mino aho fa corrompu Odon, fa raha tsy izay dia tena tsy mendrika ny hisolo tena ny katolika mihitsy izy.
Ny fahitako ny fomba fiady vaovao tamin'ity dia ny fanasarahana ny vahoaka ho roa: ny TGV sy ny mpanaja ny lalàna. Raha ho tokon'ny naravon'ny finoana ireo dia natao koa ny hisarahan'ny FJKM tamin'ny katolika.
Ka dia enga anie ka tsy hisaraka vokatry ny samy mpitantana azy ny kristianina. Indrindra fa amin'izao famiravirana nahazo ny filohan'ny FJKM izao.
tsy katôlika mitsy enao fa fjkm ka, aza misandoka fa tsy mety. maninona raha ny pasitera mpanao politika etsy sy eroa io no feranao tsy hanao politika??????
inona hoy enao no antony nialan'i razafindratandra teo am mahakardinaly azy, satria izy dia sodoka nanampy an'i ravalo tam 2002 de lasa anaovan'i ravalo chantage lalandava, i Odon anefa tsy nanaiky hovidiana sy hanaovana chantage dia haratsiana etsy sy eroa!!!!!
11. coopsal
(
20/03/2009 13:40)
ikaretsaka:
Tantara efa ela momba ny fivavahana teto M/kara sy ny resaka tsy fifankahazoan'ny pro sy kat hatr@ izay io tsy fitovian kevitra @ resaka ara tsosialy io. Ankoatran'ny doctrine ara pinoana....Avy eo moa le izy nitapoka politika. De ny fifaninanana "masina" koa mandeha ho azy naterak'izany
Fa ny fijeriko manokana dia matetika dia nohon'ny firoboroboan'ny asa sosialy ataon'ny kanto loatra izay tsy arak'ilay prot na hoe samy manao aza....lasa be ny kanto @ io lafiny io ary iaraha mahita izany....no tena fototra mahatonga ilay fanenjehana kanto; tsy t@ ity regime ity ihany fa efa ela. rehefa miresaka @ pastera le miaro pros be ireny ka abordenao io resaka io dia mahasadaikatra ihany ny miresaka azy sy ny valinteny azo avy @ pasitera matetika
Efa nandeha teto moa ny resaka hoe rakitra sy ny fizahozahoana ~ vokatra,akanjo,affectation ana pasitera sy mompera sns...
Fa asa raha tadidinareo t@ mbola evekan'Ambanja I Odon ka ho voatendry ho arsevekan'i Tana ilay nandefasan'ny fitondrana helico, de hoy izy hoe izy mpanompon'olona ka aleo handeha @ ze fandehanan'ny olona...dia fiarakodia no nandehanany namonjy ny toerana nanendrena azy fa naverina maina ny helico.dia anisan'ny antony 1 koa
==> "Izay rehetra tsy nambolen'ny Raiko dia hokapaina". Eto no hahitana izay tena iray marina araka ny tenin'i KRISTY sy izay mody ampiraisina @ fomban'olombelona.
Eto amin'ity forum ity dia efa ahitana izany.
12. coopsal
(
20/03/2009 13:44)
fijo:
eto kosa aloha ny ahy ,avahako i odon sy ny kanto e.tsy ny kanto rehetra no tokony hotsaraina eto fa i odon.izy dia efa fantatra hatry ny ela fa tena tsy tia ravalo.ary tsy tia ratsiraka koa.fa izy niandany be tamin'nyi andry dia tena nanimba hendrik any finoany.nefa min oaho ,fa hoaintsika ny hanavaka izay.toa an'i sylla koa io.tsy ny katolik an otsaraina eto ,fa ny olona .
==> Mbola misy koa ny fitsaran' Andriamanitra. Hiatrika an'izany i Odon sy ry Lala ... sy i coopsal sns rehetra.
Misy misolo vava an'i Odon (miaro) eto ary misy misolo vava ny mpiampanga azy. Ary iza no hisolo vava an'ireo mpisolo vava ireo eo anatrehan' Andriamanitra ?
13. coopsal
(
20/03/2009 13:49)
Nandra1:
Raha za manokana zao kato fa na manao ze tiany hataony aza ary i Odon, An'Azy sy Andriamanitra izay ary sûre aho fa fantany ny ataony; saingy tsy hanakana ahy hivavaka sy handray kominio izany satria i Jesoa Kristy no inoako ho fahamarinana fa tsy olombelona izay nofo ihany.
Fa raha misy discussion face à face aloha, tsy menatra aho ny miteny e, na de lohany fiangonana aza izy.
==> Fa ngah tsy KRISTY no lohan'ny Fiangonana ?
Toy ny ahoana no anafangaroantsika ny Fiangonan'i KRISTY sy ny Fiangonan' olombelona
14. Nandra1
(
20/03/2009 14:10)
==> Fa ngah tsy KRISTY no lohan'ny Fiangonana ?
Toy ny ahoana no anafangaroantsika ny Fiangonan'i KRISTY sy ny Fiangonan' olombelona
Jesoa Kristy no inoako fa FAMONJENA HO AHY fa tsy ny lohan'ny Fiangonana, ary ny vatako no fiangonana, ary tempolin'Andriamanitra.
Faharoa, vao nametraka io fanontanianao io aho t@ ny baiboly de izao no novakiako tao: " izay fampianarana nampianarana anao fon'ny kely arahina" ka mpianatra katolika h@ mbola kely aho ry Coopsal, ary hijanona katolika h@ farany.
Fahatelo, i Jesoa KRisty no FINOAKO: lalàna, fahamarinana ary fiainana amiko fa ny ankoatr'izay bla bla bla ary eritreritr'olombelona. Ireo rehetra ireo no nampianarina ahy tao @ katolika ka arahiko.
16. Nandra1
(
21/03/2009 06:18)
Inona no tian'i Ikaretsaka lazaina. :roll:
Manaiky aho fa na i Odon na zà tsy tonga lafatra ary olombelona mpanota, saingy matoky aho fa Andriamanitra de be indrafo ary mamindra fo @ izay rehetra manetri-tena.
Namaly aho satria fantatro fa handresy lahatra ahy @ katolika sy ny dogma Coopsal nefa zà tsy resy lahatra @ fanazavany, am-pahatsorana tonga de aleo hilamina fa na izany na tsy izany, misaotra an'i Coopsal aho @ fizarana, betsaka ny lesona azo tsoahina.

17. ikaretsaka
(
22/03/2009 02:00)
coopsal:
==> Fa ngah tsy KRISTY no lohan'ny Fiangonana ?
Toy ny ahoana no anafangaroantsika ny Fiangonan'i KRISTY sy ny Fiangonan' olombelona
Fa misy vicaire koa notendren'i kristy ka.... voalaza ao anaty baiboly izany an
18. piste
(
24/03/2009 00:02)
fa ny tena tiako tenenina dia ity. Mino aho fa corrompu Odon, fa raha tsy izay dia tena tsy mendrika ny hisolo tena ny katolika mihitsy izy.
Ny fahitako ny fomba fiady vaovao tamin'ity dia ny fanasarahana ny vahoaka ho roa: ny TGV sy ny mpanaja ny lalàna. Raha ho tokon'ny naravon'ny finoana ireo dia natao koa ny hisarahan'ny FJKM tamin'ny katolika.
Sao dia minomino foana ianareo izany ry namana. Ary sao dia ilay mifanohitra @ voalazanao no marina, satria mety ho lòjika kokoa rah ny pasteur président FJKM no miaro ny vice-président-ny. Sady toa nahafinaritra ery ilay fiaraha-miasa fahiny.
Bon, izany eo ihany fa aza mba manao affirmation gratuite loatra ry namana fa ataoko mba olona nianatra ihany.
19. ikaretsaka
(
24/03/2009 02:39)
Izay ange hoa e..jereo ihany ny lojika fa ny loha no misaina fa tsy ny fo...ny fo mitempo no asany
20. fijo
(
26/03/2009 23:40)
izay mantsy no hilazako hoe aza ny kanto no tsaraina ,fa i odon izy tenany.