tsy nisy tombotsoa azon'ny vahoaka madinika hoe tamin-dra8?
1. xxx
(
19/03/2009 05:35)
Tsy hitanisa aho fa contre exemple iray fotsiny no hoteneniko.
Fivarotan'ny tantsaha eo Anosibe. Fota-maimbo hatreny amin'ny tapa-dranjo, nivadika goudron matevina.
Vahoaka majinika ireo sa inona?
Sa ilay izy tsy notokanana namoriana vahoaka be ohatra ny kianjan'Ambohijatovo dia hoe efa teo hatrizay?

répondu par Oay le 19/03/2009 07:57
2. rabaradaka
(
19/03/2009 05:41)
Zao dadatoa, ho avy hoy TGV ny vary 500 Ariary ny kilao detsorika fa ho potika ny fiainan'ny tantsaha malagasy izay tadidio fa tsy hisy vidim-barin'ny tantsaha ho latsaky ny 950 Ar/kilao. Hamotika ny tantsaha ity TGV ity.
Mba saino tsara fa aza mora entim-po nareo, saino tsara ny tenin-drabaradaka fa ny 90%-n'ny zavatra nambarako teto dia niseho avokoa
Mba saino tsara fa aza mora entim-po nareo, saino tsara ny tenin-drabaradaka fa ny 90%-n'ny zavatra nambarako teto dia niseho avokoa
4. xxx
(
19/03/2009 05:56)
Ratsiraka koa niteny an'izany tamin'ny propagandiny. Ho 50 Ar ny kapoakan'ny vary.
5. majakely
(
19/03/2009 07:51)
kay zayyy mihitsy,tsy nisy soa azo tamin-dra8 nakely bilitika aza,fa saingy soa bedebe no azo tamin'n Ratsiraka ary ho soa beb koa no hoa rehefa eo i TGV ...
6. Oay
(
19/03/2009 07:57)
xxx:
Tsy hitanisa aho fa contre exemple iray fotsiny no hoteneniko.
Fivarotan'ny tantsaha eo Anosibe. Fota-maimbo hatreny amin'ny tapa-dranjo, nivadika goudron matevina.
Vahoaka majinika ireo sa inona?
Sa ilay izy tsy notokanana namoriana vahoaka be ohatra ny kianjan'Ambohijatovo dia hoe efa teo hatrizay?
Rabaradaka ny vary gasy d avo vidy hatrany mihoatra @ vary avy any ivelany na izany aza anefa d misy mividy fona ny vary gasy satria ny gasy misy atao d vary gasy ihany (hitanao fa tsy maintsy misy classe @ fiainana ny mitondra Ferrarri tsy mitaingina Peugeot).
Noho izany ny vidimbary ambany d natao hoan'ireo saranga ambany.