Na fokontany iray aza to tsy zakan'ity Prezida ity
1. myari
(
18/03/2009 20:39)
Izany mitondra fanjakana izany anie , dia mila fiomanana tsara ahafahana mamefy ny firenena iray manontolo , tsy hoe fokotanin' Ambatobe akory ka vitan'ny fanakaramana jiolam-boto sy fanomezana baiko ireo FRS vitsisitsy ireo fotsiny, tsy fantany akory hoe inona izao no zavatra nitranga tao Antsirabe . Raha vao nandre fa tonga @ fitondrana ilay jiolahy kely dia avy hatrany dia nanao sahala @ ny nataony t@ fangalana an-keriny ireo mnisitera ireo Maire efa lany andro tany aloha taona maromaro lasa , ary dia nanery ireo teo @ toerana hanao ny passation avy hatrany fa izy hono no tokony ho maire, dia miomana izany ny vahoaka fa dia fanjakan' ny baroa tokoa no tadiavin'ireo hapetraka eto , tsy manaja akory izay filoha mpitarika azy . Ny olona tarihiny aza tsy voafehiny ka maika fa madagasikara, mbola averiko tsy fitondrana fokontany akory izy ity.
répondu par papala le 19/03/2009 06:00
3. xxx
(
19/03/2009 05:08)
:( aza taitra fa hiverina amin'ny filahara-bary toy ny taloa zao e,ho avy koa ny tts ary iza no hanadio anloto eto tana aloha e,vaoaka sa miaramila :!:
4. saranga
(
19/03/2009 05:25)
Tsy mandatsa anareo aho fa nareo ange no nifidy an'ny TGV e, zakao ny fanagejana vaovao hahazo anareo. Miareta ny mafy fa ho faty tsy ho ela nareo amin'ny hanoanana
5. ainaheri
(
19/03/2009 05:44)
Mba mandiniha alou vao miteny,na fokontany tsy na innn,io arakarakay ny mpitondra sy ny mpanolotsaina azy ihany,alaivo sary antsaina ratsiraka,firy taona teo,nefa mitovy iany ny fomba fitondrany,ary ty le8,vao nahazo fitondrana d nanampa-pahefana,........io tsy mila fiofanan na fari-pahaizana mankaiza loatra fa miankina @ finiavan-tenan'ilay mpitondra ihany,raha vonona hiasa fa tsy tiatia kely otran'ny sasany...........
6. papala
(
19/03/2009 06:00)
HIHINA ?????????? DAHOLO ZAO FA MIVERINA RY LE VOANJO FRANTSAY TSIVANONA MIANANKAVY, efa avy any hono ny varin'alika iray sambo homena ny gasy mpitolona, sy menak'alika iray sambo. cadeaux ho án'ny TGV fa naharesy izy!
