Miarahaba anao Mr Le Président nefa na izany aza...

1. diamondra27 ( 18/03/2009 18:06)
dia mba ity misy vidéo kely aseho anareo ka samia mitsakotsako daholo isika malagasy tsy vaky volo rehetra amin'ny ho avin'ny firenena izany e!


http://www.dailymotion.com/group/145311/video/x8mq3y_antsoantaroby_people


répondu par noufe le 19/03/2009 11:00
2. pikatti ( 18/03/2009 18:15)
tsisy akitifitra akory ao ry diamondra a, alefaso le misy diamondra fa aza afenina é =)) =))
3. gasmlay ( 18/03/2009 18:26)
efa mivalona ny pejy eh! :-D :-D
4. Oay ( 18/03/2009 18:32)
diamondra27 a! efa mba 27 carats ihany ve d zavatra efa lany andro ireny no asaina hotsakotsakoina é, mila zavatra vaovao izao é!
5. diamondra27 ( 18/03/2009 18:32)
gasmlay: mivalona ahoana fa tsy vao manomboka ngah le izy izao ,dia anjarantsika malagasy ange no mi-guider ny pays e!
aiza le fahendren'ny Malagasy mampiavaka antsika amin'ny firenena rehetra hoe ny Malagasy tia fihavanana sns


Izany hoe tokony mba hihaino ny fitarainan'ny vahoaka amin'izay izany Mr Andry Rajoelina sady izy koa moa izany milaza fa tena be ny olona mijaly sy tsy afaka mitsabo tena normalement fa mijaly amin'ny fanafody sns...


pikatti: aleo mipiripirina ihany e!



6. diamondra27 ( 18/03/2009 18:36)
Oay: andray kosa ry Oay a! ny teny manidina fa ny soratra mitoetra e! ka aleo mba apetraka ihany sao dia mba adinon'ny sasany le toro-hevitry ny olon-dehibe e! :wink: :wink:

7. diamondra27 ( 18/03/2009 18:37)
Oay: dia ho tohizanareo amin'ny fanjakan'ny baroa zany ny tany sy ny fanjakana ve?
8. xxx ( 18/03/2009 18:44)
pikatti aoka izay le akitifitifitra be
9. noufe ( 19/03/2009 11:00)
mirahaba anao Mr le president nefa na izany aza dia izay manao afaafa eo dia tsimaintsyho hitan ny HAVANY eo eeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4655