ankamatatra
1. itaramasoandro
(
18/03/2009 17:22)
Manao ahoana daholo,
Ankamatatra : inona ny antony hidirana sy hanoratana eto @ sehatry ny serasera raha toa ka tsy miseo akory izay nolazaina satria, na dia feno avokoa aza ny fitsipika nandefasana ny hafatra dia tsy hita izay nalehany?
Io no nitranga raha nandefa hafatra aho omaly ary tsy hita tabilao izay niefarany. Na ny mpandrindra aza tsy mamaly ny hafatra moanokana nalefa ho azy taorinan'io fahavarezana hafatra io. :(
itaramasoandro 8)

répondu par ni81 le 25/03/2009 16:59
2. fahamarinana
(
18/03/2009 17:27)
:arrow: mety sahirana ny mpandrindra dia tsy nahita ! mahandrasa aloha e !
Tsy tadidy intsony ve raha averina etoana tahaka io voasoratrao io e ! hevitra atsipy ny ahy an ! :) (l)

3. itaramasoandro
(
18/03/2009 18:13)
messageTsy tadidy intsony ve raha averina etoana tahaka io voasoratrao io e ! hevitra atsipy ny ahy an !
message
Misaotra anao namaly saingy tsy azoko ny tianao ambara fa azavao azf.
Eny tadidy tokoa saingy tsy IO ny hevitra fa ny fahaverezen'ny hafatra tsisy antony mazava.
itaramasoandro 8)
5. kotobekibo
(
18/03/2009 23:05)
avereno soratana d ho hitan'élah eo raha mbola voafafa na tsia!
:roll:
:roll:
6. fahamarinana
(
19/03/2009 13:24)
:arrow: kotobekibo o ! k'efa nolazaiko lesy fa toa tsy mety azony hono ! (l)
7. itaramasoandro
(
25/03/2009 16:48)
angaha sanatria fomba fanao eto @ serasera ny mampitampi-bava ny tsirairy na ny tsy fanomezana fanazavana momban'ny zava miseo eo @ fifandraisan'ny namana sy ny takelaka fandrindràna? hatr" izao mantsy dia "haotra-tsy misy- faona" ny fanazavana momban'ny nahaverezana hafatra.
ary hono ho'a' reroy, fomba amam-panao tahaka inona moa izato fandoroana ny HAREN-TSAINA SY VAKOKA MALAGASY- dia ny RADIOM-PIRENENA izany -notontosain'ny olona sy ny firongony izay milaza fa hoe olom-pifandraisana, milaza fa mahalala ny fitsipiky ny fifanankalozana araky ny onjampeo, ny fahita lavitra sy ny tranonkala?
izany va re no hatao ho olona mandala sy manaja ny fifanakalozan-kevitra, ny fahafahana sy ny zon'ny tsirairay hitondra ny heviny ary hanaja ny an'ny sasany?
fa ho aiza ihany re no hitondran'ny firongon'ny mpanao politika, saribakolin'ny any ampita ity tanindrazana malalantsika ity?
mampalaelo, mahamenatra ary mampitsangam-bolo @ izao taonjato faha 21 izao!