3volana ihany raha ela indrindra
1. xxx
(
18/03/2009 15:45)
dia hirodana ny mandany TGV ary ho rotaka be, satria izy na ny pahandro sy ny mpanasa ny kilôtiny aza de miaramila novidiany ka hoetiny aminy sangany, ary izay no tena maha rotaka azy, ho be ny faty olona nefa hiafara aminy fandorana ani TGV eo aminy 13 mai izany, izay tsy mino tsy mùaninona fa izay no zavatra hitranga
répondu par fijo le 18/03/2009 22:43
2. endrika01
(
18/03/2009 16:30)
Avelao izy hitondra,toy ny navaliko ny dinika napetraky ny namana ,ary ambany ary we,tsy tsara raha asiana sazian ny Filoha i Andry Rajoelina!Fa avelao izy hiketrika hahita ny mafy,fa raha tsy manandrana anie tsy hahita ny halaliny rano e.Ka ahoana kosa mou no we 3 volana fotsiny! :D:D:D
3. endrika01
(
18/03/2009 16:45)
xxx:Hoatrany we valifaty ndray lay fanehoanao hevitra,nanetsika ny TGV mba ahatonga saina ny mpitondra aminireo zavatra tsy zakany vahoaka,na tsy mazava tsara taminy vahoaka.Nandefitra Marc Ravalomanana mba hiarovana an i Andry Rajoelina,aminy fahatezeranireo ao ambadika ao,raha tsy tafa zay zavatra napetrakizy ireo taminy!(ireo mpitady seza).Ka samia manaraka ny tantara sy ho mailo aminy zay hiseho eo.
dia hirodana ny mandany TGV ary ho rotaka be, satria izy na ny pahandro sy ny mpanasa ny kilôtiny aza de miaramila novidiany ka hoetiny aminy sangany, ary izay no tena maha rotaka azy, ho be ny faty olona nefa hiafara aminy fandorana ani TGV eo aminy 13 mai izany, izay tsy mino tsy mùaninona fa izay no zavatra hitranga
4. endrika01
(
18/03/2009 16:46)

5. Oay
(
18/03/2009 16:58)
ozy endrika01: Nandefitra i Marc Ravalomanana mba hiarovana an'i Andry Rajoelina... tena ohatrany mahatonga saina fa mila arahina tsara klé!
6. andrywui
(
18/03/2009 17:01)
Halako bika tsy tiako tarehy fotsiny no manesika an'i xxx mpanolotra io !!! tiavo izy fa ho RAD n'ny Firenena manomboka izao ! manajà ny rainao sy ny reninao de ahita soa hianao ary ho maro andro ambonin'ny tany
:p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p

7. xxx
(
18/03/2009 18:27)
ahoana no ho tiaviko izy sady tsy taovako no tsy volovoloko, fa ianao ve mivaha e? ohatriny tsy nitiavanao ny teo aloha ihany e, ny ray amandreniko ajaiko ny filoha voafidimbahoaka koa, fa raha io(TGV) aleo hilamina, na de tsy nianatra ary za fantatro ny olona tokony harahako, fa tsy jiolahimboto ohatranireny