Aòna ny hiafaran'ny Avion nividin-dra8
1. gabidemony
(
18/03/2009 11:07)
hamidy sa hampiasain'ny filoha sa aòna marina?
répondu par TIMTIKO le 18/03/2009 14:07
2. aloalo
(
18/03/2009 11:20)
13H53 : 1ères mesures : vente de Force One. 10% de la vente serviront a la construction d'un hopital.
enga anie ka tsy hisy andrebireby izy fa anatanterana ny nampanantenainy
3. tovolahy007
(
18/03/2009 11:57)
aloalo> efa misy ny mandrebireby ka, sady noho ny tsy mampisaina azy de manaiky foana izy. Jereo ao @ SOBIKA fa niteny ny filohanareo hoe: VONONA NY HAMPIANTRANO ILAY FIVORIAN'NY UNION AFRICAIN IZY. Nga mo tsy an'isany ny hoe fandaniambola io fivorina io ka tokony ho foanana e?? Tsy nga mo ilay nentina nandrangitana ny olona ho eny @ 13 May. VAO MIANDOAHA DE IZAO SAHADY, ANY ANKADY NO HIAFARANA.
4. majakely
(
18/03/2009 12:03)
hamidy ny force one mba hihinan-kanina...za alouh na pro tgv na pro ra8 de tsy hilaina ilay force one fa afaka mivezivezy tsara ny president a tsy manana an'iny aza!!!
5. endrika01
(
18/03/2009 12:43)
tovolahy007:=))=))=)) ka nyMALAGASY anie malahelo hava-manana e,vao tafa ny BIZNA atao ny 1 de hoavy ny hafa.Raha nividy anio Ra8,fananam-pirenena anie io ,ifandimbiasanizay Filoha hitondra eo,fa tsy we novidiany hoazy samirery!Mbola hoela vao hahataka-javatra isika Malagasy.Tsy mahalala afa-tsy ny sakafo hiditra ao am-bava,hafa ihany zany firenena tsy mena-mitaha amny hafa izany!Tsiky de ampy! :D
aloalo> efa misy ny mandrebireby ka, sady noho ny tsy mampisaina azy de manaiky foana izy. Jereo ao @ SOBIKA fa niteny ny filohanareo hoe: VONONA NY HAMPIANTRANO ILAY FIVORIAN\'NY UNION AFRICAIN IZY. Nga mo tsy an\'isany ny hoe fandaniambola io fivorina io ka tokony ho foanana e?? Tsy nga mo ilay nentina nandrangitana ny olona ho eny @ 13 May. VAO MIANDOAHA DE IZAO SAHADY, ANY ANKADY NO HIAFARANA.
6. botakely92
(
18/03/2009 13:20)
Tena aza andevozin-dra8 oa, ny antony nividianany io avion io dia niheritreritra ny ho président mandritra ny taona maro izy, izany no antony nanovany ny constitution, ka asa raha efa voavidindra8 h@ taovanao, indro averin'i tgv aminao ny taovanao fa efa lasa ra8 dia mba misaina @ izay amin'ny manaraka.
7. ari.malala
(
18/03/2009 13:43)
endrika01 a, fa nahoana moa no hoe tsy maitsy misy force1 voa afaka mi se deplacer ny prezidà? ataoko ity isika manana kaompania aerianina dia ny Air MAdagasikara, ko maninona izy raha mba manao tahaka ny mpandeha rehetra, sady vola miditra hoan'io orinasa io rahateo izany! ny vidin'ny kerozen @ déplacement an'io force1 io moa heverinao ts vola be! amizay raha ny fahalalako dia tsy maintsy feno foana (tsy maintsy plein foana) vao afaka miainga ny fiaramanidina iray koa raha isak'izay hihetsika ny prezidà hitaingina force1 foana tsy ho fongana eto isika mianakavy?
8. TIMTIKO
(
18/03/2009 14:07)
10% hanaovana hopitaly 90% atao ampaosy hihihihi tena iny ndray no tsy hitako tena tendakanina lety noho ny filoha ra8 :-D :-D :-D :-D :-D
