Izay moa no anisan'ny fampanentan'ny president Radomelina. HAvoaka ny gadra tsy mari-pototra: ka efa mangoron'entana izany ny sasany eny Tsiafahy sy ny eny Antanimora sy ny fonja hafa. Mety misy bal populaire mihitsy aza zao any. Toa hitako ry Pety sy ry Fidy tema manovokovoka manao tsapiky kle.