TIM may Trano, AREMA may trano, ZAFY a raison

1. rabingogilabanga ( 17/03/2009 20:25)
1)Raha tsy soldé (à l'amiable)ny compte t@ ireny KORONTANA be dia be depuis ireny , dia tsy hilamina ny tany hoy i ZAFY

2)Reconciliation Nationale ihany no hahatsara sy hampilamina antsika , haha soldé izany compte izany

3)Indrisy tsy nohenoina izy, satria vendrana hono, matoa niala t@ fitondrana tsy nisy ra-mandriaka


4) betsaka ny tranon'ny TIM no may, raha tsy misy reconciliation nationale, tsy hilamina ihany koa ny fitondran'ny TGV, ary izay no tsy ahitana an'i ZAFY eny @ 13 Mai

4)Ka dia ao ianareo, fa satria ireto malagasy tsy vendrana ireto ihany no hitantana, dia manaraha azy ireo hatrany ary ! , bon courage!

-Ratsiraka (ady sy faty vaotafala)
-Ravalo (ady sy faty vao tafala)
-Andriamanjato (Vadika palitao lava, fa dia namana mahatoky hono)
-Ratsirahonana (Vadika palitao lava, fa dia namana mahatoky hono)
-sylla(Vadika palitao lava, fa dia namana mahatoky hono)
-Ramaromisa(Vadika palitao lava, fa dia namana mahatoky hono)
-Ranjeva(Vadika palitao lava, fa dia namana mahatoky hono)


RAHA NISY NY RECONCILIATION NATIONALE TSY HO NISY IZAO? que du temps perdu (7 ans be izao)
répondu par fijo le 17/03/2009 21:41
2. xxx ( 17/03/2009 20:26)
marina izany e ity zafy niresaka an'i ra8 www.redtube.com
3. xxx ( 17/03/2009 20:28)
manohana an 'ela lesy izahy ra bingo ela velona anie zafy alber na dia 2ans dia efa gly aza hihihihihih
4. zandikely ( 17/03/2009 21:33)
Tena marina mihitsy ny voalazanao fa toa ny sous-estimé na foana i Zafy fa raha ny zavamisy dia izy no manana fahendrena e. Marina ny azy.



5. fijo ( 17/03/2009 21:41)
izao aloha,rah atsy mifandamina tsara ny gasy,dia tsy hoela dia hiverina indray ity resaka ity.
rah any fahitako an'i TGV sy ny jiolahimbotony nefa dia tsy hisaina izany ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0402