si le peuple malgache pouvait...

1. ifiona ( 17/03/2009 20:05)
raha mba afaka natao moa zany ry zareo ny hoe mampiseho ny tsy fankasitrahany an'i tgv ny malagasy rehetra!

nefa moa mampalahelo fa dia lavin'ilay iray ny référendum, io anie tsy hoe référendum oe ravalo sa tsy ravalo fa hoe tgv sa tsy tgv!

dia sanatria ve ireo malagasy rehetra dia hangina mahita izao zava-mitranga izao! ny sasany miravoravo tanana @ fanohanana ny tsy ara-dalana sy ny didi-jadon'i tgvistes sy ny miaramilany!

MIJOROA, SAHIA MIARO NY TANINDRAZANAO !!!

matoa anie ry reto i tgv niteny hoe nahazo 50 millions de dollars dia efa midiaka zany hoe ataony ny coup d'Etat-ny fa tsy rarahiny na tsisy aide financière avy any ivelany ntsony aza Madagasikara fa efa misy 50 millions de dollars! indrisy mantsy fa tsy maintsy mandoha ireo rehetra novidiany vola izy! sa zay ve no antony nikasikasihana banque centrale omaly sy androany!

En tout cas, masiso io raharaha io e!
répondu par ravonjison le 18/03/2009 09:41
2. xxx ( 17/03/2009 20:18)
t@ fo feno alahelo no nanoratako an'ireo phrase be rehetra ireo nefa tsy maninona ho ela velona madagasikara tsy mandoalika
3. ifiona ( 17/03/2009 20:24)
oudry! mampalahelo izato izy ! fantaro ry xxx fa tsy za mihitsy no hiafina ambadika xxx aloha voalohany indrindra!

pfff :x
4. bradley7 ( 17/03/2009 20:28)
maimbo mints!
mba tena misy tia tanindrazana amin'ny fo tsy miangatra ve ireo mpitondra ireo??
5. ifiona ( 17/03/2009 20:31)
tsy tgv mitsy aloha no tia tanindrazana e!

amiko aloha i Ravalo tia tanindrazana ihany, tsy ho be resaka za fa ohatra iray fotsiny! matoa izy tena nataony zay hampiseho sy hampahafantatra ny atao hoe vita malagasy ! fier de son pays! fier de ses origines!
6. ifiona ( 17/03/2009 20:33)
ity misy poste kely hitako tany ambadika tany! mampihetsi-po!

"ra8 a, aôna mo le kôzy?! "mino fotsiny iany!" averinay @nao le izy oe "mino fotsiny iany enao ry filoha malalanay fa ny tatara dia mbola mitohy"
aza mitsatsak zany fa ny "VAHOAKA" (18 millions) tsy hipetra-potsiny manoloana an'zao!tsapan'ol ny soa nataonao ary betsak no matsapa zany na odin'ny olom-bitsy fanina aza!"
7. fijo ( 17/03/2009 21:56)
tsy mijanona eo io,fa mbola hivoaka tsy hoela.avelao aloh ahanao eo ,fa tsy morany hanarina io ekonomia nodoran aio,ary rehefa tsapan'ireo nanohana azy izany ,dia ireo ihany no hiogahoga hanala azy eo indray
8. reeves ( 18/03/2009 07:36)
Ny ahy indray dia ireto Tafika ireto mihitsy no tena tsy hitako izay ilana azy . Henatra ho an`ny Firenena Malagasy ary tsy afeniko fa tena lasa kiriko zah raha vao mijery azy . Ireo no tena mihinana Budget be indrindra amin`ny Ministera kanefa dia izao no ataony . Ny CAPSAT d`efa fantatra fa voavidy VOLA BE , miaraka amin`ireto Chef de Corps isanisany , fa ny tena gravy sy zava-doza dia ny TSY FANDRAISANA ANDRAIKITR`IREO Mpitandro Filaminana hafa (ankoatran`ny CAPSAT ) fa dia nitazam-potsiny ny fanonganam-panjakana sy ny fangalana fahefana an-keriny na dia efa samy mahalala aza ny rehetra fa ny fanohanana izany dia midika ho fahatapahan`ny fanampiana iraisam-pirenena ary fikorosian`ny ekonomia ! Lasa ihany ny saina hoe sao dia mba tokony TSY HANDOA HETRA aloha mandritran`izao tetezamita izao satria dia olona ohatran`izao ve no hanaovana ny Devoir de citoyen en tant que contribuable ? Na ny Cadre juridique hipetrahan`ilay fitondrana tetezamita aza tsy misy akory fa dia boto-force fotsiny ka izany no hikirakira ny volam-bahoaka eto ! Sao dia tokony hitroatra marina ny maro an`isa fa tena zava-doza anie izany e ????!!!
9. andrywain ( 18/03/2009 07:53)
TS MIS REFERENDUM ZANY EO EEE EFA TS TINAY MALAGASY TSON LEE8
10. ravonjison ( 18/03/2009 09:41)
reeves:

Ny ahy indray dia ireto Tafika ireto mihitsy no tena tsy hitako izay ilana azy . Henatra ho an`ny Firenena Malagasy ary tsy afeniko fa tena lasa kiriko zah raha vao mijery azy . Ireo no tena mihinana Budget be indrindra amin`ny Ministera kanefa dia izao no ataony . Ny CAPSAT d`efa fantatra fa voavidy VOLA BE , miaraka amin`ireto Chef de Corps isanisany , fa ny tena gravy sy zava-doza dia ny TSY FANDRAISANA ANDRAIKITR`IREO Mpitandro Filaminana hafa (ankoatran`ny CAPSAT ) fa dia nitazam-potsiny ny fanonganam-panjakana sy ny fangalana fahefana an-keriny na dia efa samy mahalala aza ny rehetra fa ny fanohanana izany dia midika ho fahatapahan`ny fanampiana iraisam-pirenena ary fikorosian`ny ekonomia ! Lasa ihany ny saina hoe sao dia mba tokony TSY HANDOA HETRA aloha mandritran`izao tetezamita izao satria dia olona ohatran`izao ve no hanaovana ny Devoir de citoyen en tant que contribuable ? Na ny Cadre juridique hipetrahan`ilay fitondrana tetezamita aza tsy misy akory fa dia boto-force fotsiny ka izany no hikirakira ny volam-bahoaka eto ! Sao dia tokony hitroatra marina ny maro an`isa fa tena zava-doza anie izany e ????!!!



Izaho dia mitovy hevitra aminao , tsy hitako mihitsy izay ilána ny tafika, toa olona pakaty tsy misy saina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1265