Azo antoka ve?
1. Oay
(
17/03/2009 15:38)
Lasa ny saina ka manontany manao hoe "Azo antoka ve ireo Jeneraly nametrahan'i Marc Ravalomanana ny fahefana".
Ny antony (critères) nametrahana an'ireo Jeneraly d ireo zokiny indrindra ka za mieritreritra hoe tsy voatery hiomba an'i Marc Ravalomanana izy ireo sa ahoana satria tsy mino za hoe sady zokiny indrindra ao @ tafika ry zareo no sady mpomba an'i Marc Ravalomanana koa mipetraka ny fanontaniana mba hilana @ ady antrano manao hoe raha azo antoka ireo Jeneraly ireo d tokony ry zareo no manomana ilay fihaonambe miaraka @ FJKM d amizay tsy misy olana.Ka ny tokony atao d satria efa tsy mitondra intsony i Marc Ravalomanana ary efa miarao anazy tsy hisy hamono ny zamerika d amiko ny tokony atao d mifandinika ny miaramila d mifanaraka ry zareo d milamina d manomana ny fidirana @ repoblika fahefatra d mba afaka mirotsaka koa ny TIM aminizay.

répondu par Oay le 17/03/2009 16:47
2. xxx
(
17/03/2009 15:41)
17:45 - L’UA demande à l’armée de ne pas transférer le pouvoir remis par Marc Ravalomanana à Andry Rajoelina et avertit que sinon cela serait un coup d’Etat
3. Oay
(
17/03/2009 15:43)
Ka io efa hitako satria eto @ anterineto fa ilay Jeneraly ireo no tsy koboko hoe iza ry zalahy klé?
4. diana
(
17/03/2009 15:44)
Rien ne dit que ce n'est pas un coup d'Etat et encore avec l'arrestation des 4 généraux et Lala Rasendrahasina. Et maintenant ça devient une sorte de prise d'otage.
5. Oay
(
17/03/2009 15:56)
De toute façon même si ça en était un qu'est ce que cela peut changer pour le dénoument de la situation, pour moi le plus pressant c'est de savoir qui sont ils ces généraux pour connaître leur intégrité de manière à pouvoir asseoir notre confiance sur eux!
D diana refa tsy mahay teny Malagasy d aza mamaly fa tsy avadika teny Frantsay ny ato,

6. hery
(
17/03/2009 16:25)
Tsy azo antoka ka.
Fa izay no fomba. Tokony ho ny ambony indrindra ao amin'ny tafika no omena fitondrana na tia anao izy na tsia. Tsy eken'ny tafika izay ambany grady mibaiko ambony grady izany.

7. Oay
(
17/03/2009 16:47)
Fa nahoana no tsy azo antoka, satria raha toa ny critères nanomezana azy ireo ny fahefana d tsy mino za hoe sady izy ireo no zokiny indrindra eo anivon'ny tafika d hoe mbola mpomba an'i Marc Ravalomanana koa ry zareo.
Ka ilay directoire militaire ve tsy azo hiarahana @ ireo miaramila miaraka @ TGV é!
Za alou tena tsoriko fa mila entité neutre za hikarakara ilay fidirana any @ repoblika vaovao é!