Sao mba tsy rariny kosa eh:cry:

1. njara2007 ( 17/03/2009 14:03)
Na tsy tia an'i Filoha ra8 aza ny tenanay; ary na izany aza dia tokony ho tadidin'ny Malagasy tsirairay ihany ny tsara nataony;

MISAOTRA ANAO TAMIN'NY TSARA VITANAO TAMIN'NY FIRENENA ATOA HAJAINA RAVALOMANANA Marc.
répondu par fijo le 17/03/2009 23:27
2. tsinjo ( 17/03/2009 14:06)
fa misy inn e???? 8O
3. xxx ( 17/03/2009 14:06)
atao ho anatra an'ze mpitondra hifandimby eh!! an'ny vahoaka ny teny farany !!
4. tsinjo ( 17/03/2009 14:11)
tsy an'ny vahoaka fa an'ny capsat , ze manana tank lol :lol:
5. Oay ( 17/03/2009 14:15)
Hoy ny fahendrena Malagasy :"Tsy tsara ny manenjika ny efa resy" ary tadidio fa na ny alika aza rehefa miady ka lavo ambany ny iray d tsy manaikitra intsony ny eo ambony.
Noho izany rehefa tena hita fa tsy afaka hanao ninn intsony ny mpifanandrina amin'ny tena (adversaire) d aleo mangina.
Marina ny an'i XXX fa ny angatahana d hoe maninn amizay raha samy mba mampiseho ny PS-ny d mba mifanakalo hevitra ary ambadika ary fa sao misy soa azo iarahana fa asa vadindrano izy ity ka tsy vita raha tsy hifanotronana.Misaotra Tompoko
6. xxx ( 17/03/2009 14:57)
dé tokony hipetraka zany ny TIM isany, fa tsy oé, mbola ho eny mahamasina ihany demain, na dé efa zao aza no zava-misy.
zany oé, nareo ihany moa io! fa dé mazotoa raha ohatra ka té hamerina ny 7 fevrier ndray é, moramora @zay ny milaza, fa mpamono olona koa i TGV


aiza @zao zao lay tantara mlay, "lojikan'ny fifandonana" iny?
7. Oay ( 17/03/2009 15:02)
Fa maninn kosa moa no tsy afaka manao fihetsiketsehana ny TIM.
Avelao izy haneo ny heviny d hita eo ny tohiny klé!
8. fijo ( 17/03/2009 23:27)
demokrasia ahoana ary ity?nivory teo ko ts yhamela ny hafa hanao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8846