AVERINA NDRAIPA ZANY LE ARAHABA FA ZAY VAO TENA TOKOA !!
1. andrywui
(
17/03/2009 13:12)
zAY ZANY VAO TENA TONGA TOKOA MARINA ty ray olona lay fotoan-dehibe zay efa nandrasantsika mianakavy ! koa dia faly miarahaba atsika rehetra ndraipa nahandro nahamasaka sy nitoto nahafotsy zany izahay voalaza anarana eto ambany aminzao andro volamena izao zany ee!! !! ary ialan-tsiny raha nisy hadino tsy voasoratra ny sasany fa ra misy mahatsiaro de mba soraty etsy ambany ry zalah ze maherifo rehetra teto a !!!! klap! klap !klap !klap ! ireto ireo lisitra manga tompoko :
--Kidoropamba ,Ra-patrick ,ralalaina , Oay ,Annie ,iartistika batista(ndrai1 vary ,ndray1 tsiparifary)nefa ataoko eto ianay, ....
--Ka de ho ataonay mianadahy avy ireto eto zany fiarahabana atsika TIM ato e!! Koa de miarahaba amin'ny FAHORIANA re zany tompokolahy sy tompokovavy isany ato e !! ka misy fomba tsy de hita zay maharatsy azy zany omena atsika Tim ato e!!! de tsy inona mo zany : fa mosara kely orange tsirairay avy!! de raiso ampifaliana ry zareo a!! DE AZA MISOSOKA ALAHELO TSONY TOMPOKO !!!

répondu par Oay le 17/03/2009 14:52
3. andrywui
(
17/03/2009 13:16)
Mety dahlo ze mitondra eo refa tsy Ravalo e !!!!! na AndryTGV no eo na Hypolitte na iza refa tsy miaina amin didy jadona sy fakana fananan'olona tsony ny pokna de OK e!!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
4. diamondra27
(
17/03/2009 13:20)
ka aiza ry noue sy fiona ary manjakely am zao tokony omenareo rano am vera izy de asaivo sokafany ny varavarankely hifohany rivo-baovaon'ny fitondrana sao safotra ao
donakely fotsiny zany ry andrywui a
donakely fotsiny zany ry andrywui a
5. iartistika
(
17/03/2009 13:21)
marin'zany ledada an! :@ :@ :@ , tena faly anie aho ehhhh! tena faly... :-D :-D
6. diamondra27
(
17/03/2009 13:21)
andrywui a: aiza koa i AnA am zao mba antsoy sao de mihAnAhAnA fotsiny am zao fifalianareo zao e
7. andrywui
(
17/03/2009 13:26)
Diam's --- :@ !! tsy te hiantso reny ankizy sasany ireny a ! ry diam's sao de manala baraka migogogo be eto am forum eto reny a !!!! elah manko mba mafimafy de azo ampijaliana eto !!! ha ha ha !!!
=)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :-D =)) =))
=)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :-D =)) =))
8. diamondra27
(
17/03/2009 13:31)
andrywui: ngah :P :P :P za nge tsy any atsy sy tsy any eroa e! refa milamina ny tany sy fanjakana de zay ihany ny ahy
9. Oay
(
17/03/2009 13:34)
andrywui:
Mety dahlo ze mitondra eo refa tsy Ravalo e !!!!! na AndryTGV no eo na Hypolitte na iza refa tsy miaina amin didy jadona sy fakana fananan'olona tsony ny pokna de OK e!!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
Miombokevitra amin'elah za @ ilay hoe "rehefa tsy i Marc Ravalomanana no mitondra @ izao fotoana izao" fa kosa za aloha tsy mifaly @ fahavoazan'ny sasany an!
Ny ahy ny faniriako d mba hotonga saina @ izay ireo izay manana fikasana hitondra an'i Madagasikara satria raha mbola mikasa ny hangoronkarena no aleha eo d tsarovy fa tsy hoafamaina.
Misy foana anie ny mpangalatra fa mbola averiko d ny zava-doza nataon'i Marc Ravalomanana d :
_Nangalatra t@ mahantra satria nahoana nalainy ankeriny ny tanin'olona izay hitany fa mahavokatra.
_Tsy navelany nanana safidy malalaka ireo mandinika toa ireo mpiompy omby be ronono tsy mba navelany nampiditra tank hitehirizana ny rononony.
_Izay Malagasy rehetra mba nanankarena ka tsy nety niaraka taminy d nopotehany anisan'izany i Andry Rajoelina.
_Ny toerana rehetra misy volampanjakana betsaka miasa d rehefa tsy TIM ny maire d natao PDS satria amin'izay moramora ny mameno ny posy @ ilay pourcentage.Ohatra @ izany ny nanomezany ny tananan'i Ivato handray ny sommet africain d jereo fa nosoloiny PDS ireo maire lanimbahoaka satria amin'izay d izy no mitantana ny sosy.
Hamaranako azy d tokony hapetraka ny fitsarana tsy miankina ka jerena ny andraikitrin'ny tsi11 @ izao raharaha izao, ka raha tsy misy zavatra azo anenjehana an'i Marc Ravalomanana d avelao izy haneho ny heviny malalaka ary aoka izy tsy atao toa ny nanaovana an'i Ratsiraka satria tsy tsara ny mamaly faty raha tena Kristianina marina kanefa moa raha tsy mino an'Andriamanitra izay hitondra eo d izay ataony d ataony.
11. majakely
(
17/03/2009 13:39)
dam's ato antranonay aza misy ny pro ra8 ary de misy ny protgv ,nefa zahay mpiray tampo....hahahahhahaha...ny hevitray no tsy mitovy fa izahay ts malahelo na harary fo ee,politika ange io eee,zavatra tsy masina tsy misy marina zany io fa ngode ho tapaka lalandra eoooo i wiwiwi !!!!
12. Oay
(
17/03/2009 13:45)
Manjakely a! i andrywui io efa nolakon'ny TIM mafy be teto io fa tsy nety maty d efa vita vakisiny nedala!
Nedala ary efa voatifitra d niditra hopitaly fa vao nivoaka avy any nedala tonga d natanjaka be fa tsy aiko hoe ahoana ny nataony hihihi...
Nedala ary efa voatifitra d niditra hopitaly fa vao nivoaka avy any nedala tonga d natanjaka be fa tsy aiko hoe ahoana ny nataony hihihi...
14. essera
(
17/03/2009 13:55)
Bisous bisous minou minou be les zama.
Ts manin na eo am molotra aza fa ts pelaka fotsin a
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
Ts manin na eo am molotra aza fa ts pelaka fotsin a
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
15. Oay
(
17/03/2009 14:52)
Bisous bisous minou minou d aleo ilay iray amin'ny alina vao atolotra ve?