izany ka tena filoha marina
1. xxx
(
17/03/2009 10:45)
satria rehefa ao anatinao le conviction dia sahy maty tokoa,anisany GP miandry eny iavoloha ny capsat nefa dia mbola namerina ra8 fa tsy hiala,raha i tgv ohatran'izay efa lasa nitsoka
répondu par isalo le 17/03/2009 11:32
2. Oay
(
17/03/2009 10:54)
Ka i TGV mbola mieritreritra hoe na tsy azony aza ny fanjakana d tsy olana fa lasa any Frantsa izy ohatra d mitohy ny bizina.
Fa i Marc Ravalomanana raha vao miala eo d very hatramin'ny fananana d izy sy ny mpamositra alika no mitovy miala maina d izay no mahatonga anazy manao vy very aina satria fialana=fiverenenana @ fahantran'ny tenany an! d olona efa zatra nandeha benz ve hiverina handeha biskileta, ny tena tsy zakany d ny halefa eny Tsiafahy.
Matahotra migadra i Ravalomanana satria jereo anie é, izay nihetsika rehetra d nogadrainy satria izy mihevitra fa toa azy ny olona ka ny zavatra mafy indrindra d izany gadra izany.

4. penguin
(
17/03/2009 10:58)
Diso be izany fa izy no tena OLOM-PIRENENA tia Tanindrazana. Rehefa hoe milaza tsy matahotra ny ho faty tsy mitsoaka ka ho hitanay fa velona io Filoha io ary misy mahamay eto raha voakasika io. Tsy mila mitsoka any amin'ny Ambassade sahala ny ankoholahy fataka ka mipoitra rehefa mahazo aina.
5. diamondra27
(
17/03/2009 11:07)
Dieu est le propriétaire de mon pouvoir
http://www.topchretien.com/topinfo/view/49908/ravalomanana-dieu-est-le-proprietaire-de-mon-pouvoir.html
http://www.20minutes.fr/article/311805/Monde-Le-president-malgache-toujours-retranche-apres-le-coup-de-force-de-l-armee.php
http://www.lemonde.fr/afrique/article/2009/03/16/a-madagascar-le-president-refuse-de-quitter-le-pouvoir_1168250_3212.html#ens_id=1145198

6. xxx
(
17/03/2009 11:13)
mba mahaliana ihany toa tsy mba misy tsalo mihitsy le miaramila e ,na ny hauts gradé dia mangina,ny sergent sy ny colonel no manjaka mandravarava mihitsy ,aiza le fiete merina e dia ho sanatria ve
7. penguin
(
17/03/2009 11:24)
Ajanony ny resaka merina ry xxx fa teraka Antananarivo daholo na fotsy na mainty ngita volo. Aza adinonao fa ny mainty no sahy miaro ny filoha fa tsy mpampiresaka ambony latabatra ary mifameno ny andraikitra fa tsy ampiadiana sy ampidirina ady hafa indray koa izy ity.
8. isalo
(
17/03/2009 11:32)
Oay:
Ka i TGV mbola mieritreritra hoe na tsy azony aza ny fanjakana d tsy olana fa lasa any Frantsa izy ohatra d mitohy ny bizina.
Fa i Marc Ravalomanana raha vao miala eo d very hatramin'ny fananana d izy sy ny mpamositra alika no mitovy miala maina d izay no mahatonga anazy manao vy very aina satria fialana=fiverenenana @ fahantran'ny tenany an! d olona efa zatra nandeha benz ve hiverina handeha biskileta, ny tena tsy zakany d ny halefa eny Tsiafahy.
Matahotra migadra i Ravalomanana satria jereo anie é, izay nihetsika rehetra d nogadrainy satria izy mihevitra fa toa azy ny olona ka ny zavatra mafy indrindra d izany gadra izany.
Le tary ty milaza azy neutre nefa hita fa tgviste, tsy manana personalité tahaka an' Jacque SYLLA.
Be loatra ny fahotana nataony TGV ka matahotra ny ho faty izy satria mety ho afobe no miandry azy.
Ra8 dia efa fatatra @ heripony zay tsy manary ny mpiaradia aminy.
Miandrasa fa tsy maintsy hisy zavatra hiseho fa misy dikany ireo communauté international mivezi2 eny Iavoloha ireo, tsy mahafatatra president hafa tsy ra8 izy zry tgv tsy asiny sirany tsony matoa tsy natoniny tsony.
Coup d'etat militaire