Tsy tian'ny mpitolona i Sylla-mangany

1. rabaradaka ( 17/03/2009 06:32)
Tena tsy reven'ny vahoka i dadatoa Sylla satria efa malaza fa mpamadika namana foana, zay no parcours professionnels an'ni Sylla-mangany, mpamadika namana. tsy mankasitra azy ny mpanao politika rehetra
répondu par andrywain le 17/03/2009 08:15
2. saranga ( 17/03/2009 07:11)
Ary heveriko fa i Sylla mihitsy ange ity rabaradaka ty hatramin'izay e, ka hoy aho hoe iny ndray rabaradaka fa nivadika
3. Oay ( 17/03/2009 07:36)
Ka ny tanjon'ny TIM @ Sylla d tsotra, nalefan'ny TIM nandeha eo @ 13 mai i Sylla amin'izay rehefa mialà i Mrac Ravalomanana d i Sylla no mamelona ny TIM satria hatramin'izao d efa masaka ao andohan'i Marc Ravalomanana fa izy no ilay Andriamanitra velona ho an'i Madagasikara ka d mila manao sorona ny tenany izy mba hanavotana ny Malagasy noho izany d raha izao no mitohy d tsy maintsy hofaty i Marc Ravalomanana d refa maty i Marc Ravalomanana d i Sylla no mitondra ny TIM.
4. peta83 ( 17/03/2009 07:44)
izay tsy namadika palitao aminareo no aoka hitora-bato azy.
5. andrywain ( 17/03/2009 08:15)
eee efa vita koa ny nampiasainay azy ee asaina mivazavaza kely tetsy ami tanana de vita aleo vononol amizay koa iny ki ki ki ki ki :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5097