lapin crétin!!!!

1. ifiona ( 16/03/2009 19:55)
répondu par xxx le 16/03/2009 20:31
2. Noue ( 16/03/2009 19:58)
mankando :evil: :evil: :evil: :evil: maharikoriko !!! :evil: :evil: :evil:
3. ifiona ( 16/03/2009 20:01)
enga anie mba tsy hitovy @ io andrywui :-D
4. xxx ( 16/03/2009 20:01)
Ny resaka alefa re tompoko fa tsy ny fanaratsiana ny bikan'olona akory no mahatonga lavitra.
Fa raha tena samy hifampitsara bika isika dia raha mijery ny sarinao ity kosa aloha aho dia tena ORERA be mihitsy enao! :) . Ka hajanony any hoa ity fifanaratsiana bika ity fa aleo ny adi-hevitra ihany no atao.
5. Noue ( 16/03/2009 20:01)
:-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 16/03/2009 20:09)
http://gasy-tia-vetaveta.blogg.org/offset-25.html ity kabarin'i colonel GP eny iavoloha,raha raikitra ihany guerre .Tena efficace be hoan'ireo mutin fa tonga dia raipotsiny avy eo
7. ifiona ( 16/03/2009 20:16)
ho an'i xxx

ny ahy mba sarisary ihany sady efa fantatra fa dessin animé hita anaty Shrek, fa lery efa lapin crétin tena izy! :D

:roll: :roll: :roll:

ny adihevitra ve? crétin lery
8. xxx ( 16/03/2009 20:22)
mba asehoy ny sary-tena jerena :-w :-w
9. xxx ( 16/03/2009 20:22)
Azoko tsara fa olona tsara tarehy be ianao manoratra io ka izay no mahamenatra anao handefa ny sarinao tena izy. :)

Azoko ihany koa fa tsy dia tena tianao loatra ny mandainga ka sary mitovitovy aminao ihany no napetrakao eto. :)

Raha momba ny adi-hevitra indray tompoko dia efa ADY izao fa tsy misy resabe intsony.
10. gasmlay ( 16/03/2009 20:25)
=)) =)) =)) =))
11. ifiona ( 16/03/2009 20:25)
xxx:

Azoko tsara fa olona tsara tarehy be ianao manoratra io ka izay no mahamenatra anao handefa ny sarinao tena izy. :)

Azoko ihany koa fa tsy dia tena tianao loatra ny mandainga ka sary mitovitovy aminao ihany no napetrakao eto. :)

Raha momba ny adi-hevitra indray tompoko dia efa ADY izao fa tsy misy resabe intsony.



Tsara tarehy sa mitovy amin'io e?
:-D :-D :-D

Tsy misy resa-be ntsony ve koa inona no mbola angatahina adihevitra????
12. xxx ( 16/03/2009 20:28)
i fiona :roll: :roll: :roll:
13. xxx ( 16/03/2009 20:31)
Izaho aloha tsy bôgôsy ,izay no tsy isehoako fa na mahita ny tavan'i lery dia tena mampandoa ary maharikoriko,raha io aloha no mba tonga any amin'ny faritaninay any dia tsotra ny teninay "qu'il aille au diable"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3723