video prise du palais
1. xxx
(
16/03/2009 19:50)
http://fr.news.yahoo.com/2/20090316/video/vwl-a-madagascar-l-arme-entre-dans-les-b-acb3f14.html
vitsy kely ihany rizareo de niaps ny sasany an
vitsy kely ihany rizareo de niaps ny sasany an
répondu par xxx le 16/03/2009 20:07
2. Noue
(
16/03/2009 19:56)
misaotra an'i XXX ! tena :evil: :evil: tsy vanona mahintsiny zao ataon'ny ireo mutins ireo eee !!! :evil: :evil: :evil:
3. ifiona
(
16/03/2009 19:59)
fanontaniana! fa maninona no vazaha frantsay no maharaka azy voalohany, sa efa misy video hafa koa any @ source gasy na amerikana (ex bbc)?
:evil: :evil:
:evil: :evil:
4. Noue
(
16/03/2009 20:03)
hita mibaribary zao ny marina rehetra ! lazainy fa Ravalomanana no nanafatra mercenaires, nefa kay lery no nanao an'io !! tena :evil: :evil: :evil:
5. xxx
(
16/03/2009 20:05)
hay ve io ity ny kabarin'i colonel faly teny iavoloha androany alina momba ny toro marika en cas attaque ireo mutin
http://gasy-tia-vetaveta.blogg.org/offset-25.html
http://gasy-tia-vetaveta.blogg.org/offset-25.html
6. xxx
(
16/03/2009 20:07)
takitika fomba fiady io raha vao mahita capisaty tonga dia raipotsiny avy fa tsy mahatifitra intsony http://gasy-tia-vetaveta.blogg.org/offset-25.html