RECONCILIATION NATIONALE : Zafy avait raison

1. rabingogilabanga ( 16/03/2009 19:26)
I zafy albert no niteny an'io ombieny obieny, raha tsy reglé ny problème ny fampihavanna ny samy Malagasy, tsy hisy zavatra hilamina eto.

Saingy tsy nohenoina izy fa hoe: Vendrana hono, fa aleo mihaino ny mahiratra roa lahy dia i RATSIRAKA, sy RAVALOMANANA

Raha nisy mantsy io conference national io hatrizay, dia tsy ho toy izao no zava-nitranga, VERY 7 TAONA BE IZAO ISIKA,

zany tsy tia merina izany no dradradradrain'ny sasany, nefa i Zafy irery no filoha tsy namono olona

Ny aina latsaka nandritran'ny nitondran'niretsy tia malagasy no tsy vendrana moa tsy hay intsony

indrisy....
répondu par ndenn le 16/03/2009 23:21
2. xxx ( 16/03/2009 19:30)
io no tena mpampiady sy vendrapoury e,sao ela mihevitra fa hanaiky mora izahay ,jereo eo ny tohiny
3. rabingogilabanga ( 16/03/2009 19:51)
io no tena mpampiady sy vendrapoury e,sao ela mihevitra fa hanaiky mora izahay ,jereo eo ny tohiny


inona ary ity teny ratsy ity, toneo ny fo ranaotra, je comprend bien ta colère, ary tsara koa ianao raha tsy manaiky mora foana , ary ho lasa TIM koa aza aho raha miala ravalo, satria ny regle @ politika dia tsotra:

1)Ilaina ny fisian'ny TIM , hi contrer ny pouvoir ho avy eo, mba tsy ho eny andalambe no hankana fahefana; ilaina izany ny contre-pouvoir
2)Ny tsy fisian'ny contre-pouvoir no nampiongana an-dRatsiraka sy Ravalomanana, @ alaln'ny Rotaka toy izao, satria sakanana lava ny mpanohitra

3)satria raha naongana i Zafy (empeché), dia ny assemblée nationale ihany, dia nahavita azy, satria nisy contre-pouvoir sy democratie tsara t@ ireny, tsy nisy faty olona, tsy nisy ady, tsy nisy fandrobana, tsy nisy fijanonana tsy hiasa

ka hoy aho hoe: ranaotra aza sendaotra:

TEZERA (ianareo TIM) NEFA AZA MANOTA(aza miady na mamono olona)

4. xxx ( 16/03/2009 19:55)
TEZERA (ianareo TIM) NEFA AZA MANOTA(aza miady na mamono olona)

Izany hony ry RANAOTRA isany.
:D =D>
5. xxx ( 16/03/2009 19:57)
za ndray ny ireveko an'i lery , i Zafy izany, dia le izy tsy miova @ heviny, ka na fahavalony ianao , na namany ianao, dia au moins fantatrao ny ho fihetsiny h@ farany

fa le Ndrema, le Sylla, Le Ratsirahonana, no manahirana, namana androany, fahavalo rahampitso,
jereo fa ho avy koa izao ranjeva hanohana TGV eo

ssshhhhh!!!!
6. salopard ( 16/03/2009 21:30)
aleo hi- se reconcilier daholo e!
andao hifanorokoroka tsy misy sakoroka e!

snif..
tchouff...
7. xxx ( 16/03/2009 22:30)
aza ataonareo an'zany kosa zafy fa raha manao kirizy karidiaka eo nge izy tsisy mpitsabo e! fa marina kosa klo le we izy irery no filoha niala am-pilaminana rehefa nasaina niala e! ny olana fotsiny @ hamerenana azy d ity izy efa antitra loatra! sa moa tsisy limite d'âge ny prezidà?
8. ndenn ( 16/03/2009 23:21)
C' est toujours aujourd'hui comme hier ,l' histoire se répète.Mba ampio re ry lanitra ô ! Mafy ny onjan' ny ankaso !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0519