vita ny tolona eny @ 13mai
1. rabehevitra1
(
16/03/2009 13:26)
efa lasanareo ny fitondrana,voabaikoreo ny miaramila,lasanareo ny ny ministera,efa ahazo 50millions dollars ianareo hampandrosoana ny dado koa maninona no mbola mankeny @ 13mai mitokona ianareo,avelao @ izay ny mpivarotra madinika hivarotra sy hiasa,raha mbola mitokona ianareo midika izany fa mbol tsy azonareo ny pouvoir.
répondu par xl le 16/03/2009 15:38
5. rabehevitra1
(
16/03/2009 13:56)
efa namoaka mandat d'arret i filou tgv contre an'i ra8,efa mihevitra izy hoe vita ny baolina anga tsy henonareo hoe mibaiko ny tafika lery eh :roll: :roll: :roll:
6. xxx
(
16/03/2009 14:05)
aza b vava woa fa ampandehano ny machine administrative ra azo lay pouvoir
8. andrywui
(
16/03/2009 14:22)
Misy andro iray toa zato , na andro volamena handrasan'ny TGV mafy aloha hatramzao ka aleo ts miteny !! fa mba hiriko ko raha mba tsy hovain'ni Mr Rabehevitra io Ps n'ny io amzay andro izay raha azo hatao de miresaka tsara xisika !!!
9. xxx
(
16/03/2009 14:33)
bodongerina ve lesy no mba no mba hiandrasana ,aza matahoatra ela fa raha sanatria ka lasan'i tgv io pouvoir io dia rapide ny olona eny @ 13mai,hangataka ny fialany,
10. xl
(
16/03/2009 15:38)
VITA NY ASAN JIOLAHY
MIDITRA @ FANONGANAM PANJAKANA INDRAY IZAO NY MAKORELIN DAHY
ASIAN I SARKOZY NY VODINY DIA MAHAZO 50.000.000
ASIAN DRATSIRAKA SADY AMPINONOINY DIA MAHAZO 1.000.000.000
NEFA HOVONOINA ATSY HOATSY
INDRISY MANTSY RY LHELHENINY FA SENDRAN IZAY APONDRA VERY
BERK
MIDITRA @ FANONGANAM PANJAKANA INDRAY IZAO NY MAKORELIN DAHY
ASIAN I SARKOZY NY VODINY DIA MAHAZO 50.000.000
ASIAN DRATSIRAKA SADY AMPINONOINY DIA MAHAZO 1.000.000.000
NEFA HOVONOINA ATSY HOATSY
INDRISY MANTSY RY LHELHENINY FA SENDRAN IZAY APONDRA VERY
BERK
