Voalaza fa efa lasany Monja Roindefo ny Primature, amin'izao ora izao ve efa miasa ao izy ? Toy izany koa ny Ministera ny Finance, efa miasa ao ve i Benja Razafimahaleo ?
Efa mikarakara ao izy na ny vatany aza mbola eny @'ny 13 Mai. Efa hita fa hafahafa daholo fa ny olona manaraka azy mihevitra azy ho favy na hanantena kintana tokoa angamba.
Ny zava-misy aloha @ izao fotoana izao d na ireo lazaina fa aradalana na ireo avy @ fihetsiketsehambahoaka d samy tsy an'asa ary samy tsy afaka miasa ankalalahana.