Tsy manaiky an'izany referendum izany izahay. Betsaka ihany ny fangatahana nataon'i TGV, tsy nisy nohajain'i raleva, koa maninona no ho ekenay ny zavatra lazain-draleva (sady hangala-bato ohatry ny mahazatra izy, zesta be fotsiny mantsy ny hoe mpanara-maso vahiny). Mitohy ny tolona, fa hafaingano kosa amin'izay ry TGV ity coup d'état ity fa mi-traine loatra an! i raleva, efa miafina toy ny voalavo miandry ho vonoina ao mavoloha ao.
fa aôna iany e, toa tsy misy afitsoka mintsy ireto @ 13mai ireto e.
zay efa mba te hijery film mampihomehy indray, karazany inn ndray ny lalitra ho fahanana ho an'ireo "vahoaka" eo @ 13 mai ireo androany??? (lalimanga ) :lol: :lol: :lol: