Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Mba rovina loatra ary no tapitra ty disadisa eto @ tanana ty
1. yakuza
( 16/03/2009 08:46)
Tena leo be mintsy ny tenanay sa nareo tsy leo eo @ le fitadiavana mintsy no lasa misy blem be sady miha reraka ny vatana ny saina fa tsy ny fanahy alou e!
Répondre
répondu par
Noue
le
16/03/2009 09:02
2. Noue
( 16/03/2009 09:02)
enganie ka atao aingana io référendum io
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131