jaka sila hifidy ravalo hono am referendum
1. mpandalina
(
16/03/2009 08:28)
ataovy fafi-katrana ravalo ny vola amin'io referendum dia ho hitan'i tgvendrana hoe iza no tena be sosy eto a!!!
ataovy fay tsara mihitsy !!!!
ataovy 100.000 fmg isak'olona dia ataovy 95% ny résultats ara-dalàna dia ngezao indray izahay vahoaka dia akatony daholo ny radio sy tele rehetra fa aleo mada sisa handeha. gadrao daholo izay nandeha teny amin'ny 13 mai na tonga dia ataovy prison à ciel ouvert 13 mai dia tsy avela hivoaka ao ireo fozaorana ireo!!!
ny havan'ny maty teny ambohitsorohitra gadrao koa!!! alefa a!!!

répondu par Oay le 16/03/2009 08:55
3. xxx
(
16/03/2009 08:43)
Aleo atao hoe MPANDETIKA ny anaranao fa tsy MPANDALINA.
Ankatran'ny manao Copier Coller isaky ny dinika dia mamoaka hevitra hitondra ny firenena hilentika any an-kady. Hita fa tsy mety dia voizina ho tafalentika tsara ao an-tsain'iza???

4. Oay
(
16/03/2009 08:55)
xxx:
fo arreter la beu
Ny anareo kosa ry XXX d tinareo hiaraka aminareo @ io chocolat sy vovondronononareo io ny olona d asainareo ajanona ny zavamaintso aoka nama fa mampitapy anie izy ireny ndrindra fa ny cholat satria lasa terorista eo ny Malagasy an! Fa Tsiky dia Ampy ho an'ny Malagasy