Soiréé Malgache à Paris, à Rome, à Londre, à Berlin,à bruxel
1. rabingogilabanga
(
15/03/2009 08:29)
Izao toe_draharaha politika mafana izao no ilaina ny firaisankinan'ny samy Malagasy
Hitadiavana ny hevitra hahasoa ny rehetra, tsy hisy intsony ny faty olona sy ny valifaty (Na TIM, na TGV, na ny hafa, na ny neutre...)
saingy indrisy, Raha soirée miaraka @ Melky, sy dancefloor miaraka @ tovon'jhay, sy kilalaky miaraka @ Tsiliva, na salegy miaraka @ jaojoby, na vazo fotsiny miaraka @ Mahaleo, na ny fihaonana serasera sy sakafo mafilotra , dia vonona Ra-malagasy,
fa rehefa hitady hevitra hanasoa ny firenena, hialana @ izao guerre civile mananontanona izao, dia , zero...
Izaho sady tsy TIM, no tsy TGV, ka haiko tsara ny lolompo ny tsi-1-1, mila mitandrina isika....

répondu par tgvra8 le 15/03/2009 17:58
2. rakaroka
(
15/03/2009 17:39)
Miara-mahatsapa ny "absence" renesinao aho no "antony" mba nanaovako
"montage" kely "clip" hanentanana ny Gasy mieli-patrana mba handray "andraikitra" izay "tandrify azy manoloana ny "fahavoazan'ny firenena!"
Bien sur "Natodika @ Atra aloha ny fitalahoana fitahiana sy "fiarovana" izay raha ny marina dia "andraikitry ny "citoyen", izay mizaka izany zo izany mandra-pifohany !
Raha ny marina misy "rafitra" na reseau mifampitsinjo ihany eny ho eny, saingy ny olana dia tsy mahanaka ny Nosy fa samy avy @ fihaviany avy!
Marina tokoa ny fanamarihanao satria tsa mba nozarina "handray andraikitra loatra ny maro, rahateo manahirana ny filalaon'ny mpanao politika ny firenena :-$ Fa ny "piste" possible dia "fiezahana hifandray @ olom-pirenena
mba mi-pulse an'i Dago sy "conscient" hoe tsy vitan'ny miraviravy tanana fa afaka mihevitra misimisy kokoa izay zavatra azo atao sy tokony atrehina!

3. tgvra8
(
15/03/2009 17:58)
TIFIRINA ZE TGV DIA SAMBORINA ZE TIM AMIZAY ZA SY TGV MILAMINA 8) 8) 8)