Jacques sylla
1. harlyy
(
15/03/2009 08:02)
Ahoana ny hevitrareo raha i Jacques Sylla no president
répondu par ralevazou le 16/03/2009 15:31
2. xxx
(
15/03/2009 08:04)
Milay ka!
sady tsy miverina ratsiraka sy ny forongony,
miala ravalo sy ;
mandresy ny tolona,
sady tsy miverina ratsiraka sy ny forongony,
miala ravalo sy ;
mandresy ny tolona,
3. manitinah
(
15/03/2009 08:08)
MPAMADIKA MINTSY ALOU LERY E!!!! tanana ankavanan-dra8 nefa??????
tsmlay le fikany e!!!!
tsmlay le fikany e!!!!
4. xxx
(
15/03/2009 08:25)
r8 no mpamadika sady nadrava satria i r8 raha nilaza ny antony tsy nankanesany t@ fihaonana farany teo dia oz izy fa sylla nilaza fa feno vahoaka eny @ le hintsy,indrisy le fialana bala fa miverina amin'i r8 ihany,ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
5. vilambava
(
15/03/2009 10:06)
Fara-fahalikamatiny aloha aleo mijery azy eo amin'ny fitondrana na dia hita aza ny fitiavan-tseza nasehony. Aleoko miaritra trefle mijery azy toy izay ny hafa raha samy ho ratsy ihany ka tanteraka ny fanalana an-dra8.
Tsy dia nahitana foska firy ny zava-bitany tamin'ny androny raha tsy hijery afa-tsy ny naha-premier ministre azy fotsiny. Ekena fa de nanao sy nanaraka zay baiko fotsiny izy.
Fa am-zao situation izao: raha tsy maintsy hiala ihany ra8 dia izy no hitako ho afaka hampiray ny Tim sy ny Tgv. Fa raha ny hafa dia mety ho hafahafa ihany: izy izao no Tim nahasahy nijoro teny amin'ny 13 mai. Midika fa ankasitrahan'ny mpomba ny Tgv ihany izy, ary ataoko fa tsy hanary azy koa ny Tim sy ny namany. Fijeriko io ary mety ho diso tanteraka.

6. Noue
(
15/03/2009 11:36)
nefa dia voalazan'ny gazety oe tsy famadihana io fa mba nanatrika aa oeee !! tsss ! aiza re zany eee ! PM ve dia andeha hitonatonana hanatrika ny adverse ??
8. zakilinina
(
15/03/2009 12:07)
• Tokony hametra-pialana aloha Sylla amin'ny filohan'ny antenimieram-pirenena azy.
• Tsy tokony hiala Ra8 satria halahelo ireo 54% nifidy azy vao 2 taona monja izay.
• Raha miala Ra8 dia tsy tokony asiana fifidianana intsony ao Madagasikara fa izay mpanao amboletra ihany no mitondra.

9. fijo
(
16/03/2009 00:19)
tsy mamadika aho ,fa miangavy an'i ravalo hiala.hummmmm ny sasany indray milaza fa tsy manongam panjakana ,fa maka ny andrim panjakana;toa mitovy le fomba fiteny
10. ralevazou
(
16/03/2009 15:31)
Resaka renimalala ihany no ao ambadik'izao rehetra izao zalah â! :evil: satri zao: refa tsy nahazo avarapatana t@ fanjanahana ankolaka fanaony hatram zay tsony r zareo ( tsy azony mivantana: sherita sy QMM"canada", tsimiroro sy bemolanga rehetra iny"amerlôky, madarail"sud af" ankoatr'ireo operateur na travaux publika " sauf colas" sy ny tsy voatanisa dia zarany aza nahita boay kely azo atao pion hamerenana ny endri-panjanahana sy parazita fanaony( izany no nampahantra antsika hatrizay) ka diniho ihany fa tsy misy afa tsy ny mandinika no tsara indrindra vao manapakevitra ho eny am kianja (fitolomana????) sao vidian'ny taranaka 30 taona mahery eo indray ny fahadisoana. Marina fa tsy afa miala am frantsay tsika ( araka ny lovantsofina tena marina- fifanarahana vita sonia teo @ samy mpanjanaka t@ fotoan'androny- nefa misy zavatra efa tafahoatra kosa v d mbola hamadihana tanindrazana toy ny ataon'ingahy J Sylla? Veloma d mandiniha ihany TGV â! :!: