internet explorer 8

1. sitlo ( 15/03/2009 07:25)
Nanandrana nampiasa aho androany. Mbola tsy ilay version finale fa na izany aza mba fitia hikitikitika fotsiny.

Tsy dia nisy fiovana firy mihoatra ny 7 ilay izy. Raha natao hoe 7.1 na 7.5 dia mba netinety ilay anarany.

Ny zavatra tena mba hitako fa tombotsoa dia afaka jerena amin'ny couleur amin'izay ny source.
Afaka mba boutton iray fotsiny no tsindrina dia voafafa daholo ny temp rehetra ankoatra ny mot de passe.

Mba somary nahatratra ny firefox indray izy tamin'iny. Asa raha hahavita firebugs sns...

Ny mahasosotra indray dia mba nampiditra ny atao hoe accelerator izy. Fa saingy tonga ny companie amerikanina daholo no ao: blaogy ohatra tonga dia bogspot sa live fa tsy mba misy hoe blaogy.com ...
répondu par xxx le 15/03/2009 09:31
2. xxx ( 15/03/2009 09:31)
Tsy dia nisy fiovana firy mihoatra ny 7 ilay izy. Raha natao hoe 7.1 na 7.5 dia mba netinety ilay anarany.


http://www.pcinpact.com/actu/news/42184-ie8-mode-standards-microsoft-defaut.htm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0807